Le 26 Juin 2006 à Washington DC
Publié le 28/06/2006 10:54 par elman
|
Fankalazana ny 26 Juin
.... Washington DC
Fankalazana ny 26 Juin teto Washington DC izay natao tao amin'ny Old Town Hall, Fairfax , Virginia.
Ny Lanonana dia nokarakarain'ny Masoivoho Malagasy eto Washington DC
Nanomboka tamin'ny 6:00PM ny fotoana ary nifarana tamin'ny 10 ora alina.
Ny nanombohana ny fotoana dia ny firedonana ny hiram-pirenena, narahin'ny kabarin'ny Masoivoho Malagasy SEM Rajaonarivony Narisoa.
Nisy ny fiaraha-misakafo avy eo narahin'ny fandihizana.
Na avy ary ny orana dia tsy nanakana ny Malagasy sy ireo American maro tsy mahafoy an'i Madagasikara tsy ho avy izany mba hankalaza ny fetim-pirenena Malagasy.
Ny
sary rehetraNDLR : Remerciements
à www.masombahiny.com
pour ce reportage photos. Si vous aussi vous
souhaitez diffusez vos reportages sur madanight,
contactez
nous
Lanto Rakotonandrasana (www.masombahiny.com) - Tous droits réservés
- Reproduction et diffusion, même partielle, interdits © Madanight.com -
Madagascar , Juin 2006
|
|
Dans la même rubrique :
Fêtes de l’Indépendance à Madagascar : 25 Juin 2006
Lire la suite
Fêtes de l’Indépendance à Madagascar : 26 Juin 2006
Lire la suite
RSM 2004 izay nahitana lalao Baolina kitra natao tao amin'ny Julius Middle School ao Rockville, Maryland izay nifanandrinan'ny Washington DC sy Canada ary ny taranja Basket Ball izay natao tao ny tao @ Activity Center at Bohrer Park ao Gaithersburg Maryland izay nifanandrinan'ny ekipa avy ao Washington DC (Ekipa Bandy Gasy, Ekipa Mahitsy) sy New York (Ekipa I love New York , Ekipa New Jersey New York) ary ny mpilalao avy any Canada) Voir les photos 
Le 26 juin 2007 à la Résidence de Madagascar, Potomac, Maryland
Lire la suite...
Revenir à la rubrique evenementCliquez ici pour contacter la rédaction Madanight à Madagascar