Billet d'avion pour Madagascar sur madanight
Acheter votre billet d'avion moins cher pour Madagascar
Agence de voyage Malgache, Billet d'avion Air Madagascar




Ramilison Besigara - Fonksionera sy saofera

fait par:
antsoclip


Rating: 3.7/5 (32 votes cast)
Description:
Ramilison Besigara Fenoarivo - Vakodrazana - Fonksionera sy saofera

vues: 2364

Zao no tena hira malagasy e! Mahafinaritra e!

#1 gasigasy a écrit le 25/10/2007 à 19:13

Ho ela velona ny hira gasy, manantena aho fa mbola hiakatra ao @ olympia indray andro.

#2 belou a écrit le 01/01/2008 à 11:16

ça c'est de la culture malgache!

#3 Mimi37 a écrit le 05/01/2008 à 16:33

hafa ihany ramilison be sigara, mahafinaritra e! tiako be

#4 sabine a écrit le 19/01/2008 à 13:15

tsara be ity site ity fa ataovy maromaro ny tononkira ato indrindra ny an'ireo mpihiragasy sy vakodrazana rehetra. misaotra e!

#5 danih a écrit le 20/01/2008 à 16:10

tsara ny vakodrazana malagasy fa tohizo ô! mahafinaritra indrindra ny maheno azy aty antany lavitra aty. Mamelombelona fanahy.

#6 mitia a écrit le 07/02/2008 à 00:20

Tena mahafinaritra tompoko ny mahare sy mahita ny vakoka malagasy.Soa ihany fa mbola manana an'ireo mpiangaly azy isika.Mankasitraka Misaotra tompoko!!

#7 radida a écrit le 21/02/2008 à 20:16

misy tsy fantako leha teny, fa teny gasy mihitsy zany ka malagasy hiany foana eh

#8 madagasy87 a écrit le 20/04/2008 à 15:58

ao tsara ka tsy sofer no tsy fonktionera zany de in

#9 mpirevy a écrit le 23/04/2008 à 21:53

refa tsy sofer no tsy fonktioner de mazava ho azy fa kisiner e! lol

#10 klin a écrit le 28/04/2008 à 15:43


Izany ka izy ka velom-panahy ary finaritra...
Manantena ary matoky anareo ho tonga eny Olympia ry vakodrazana.
Misaotra

#11 isabeau a écrit le 29/04/2008 à 01:52

[1]  
Nom / Pseudo :
Email :
Commentaire :

Autres clips