aiza daholo izy izany ry zalahy ah (tempo gaigy io an)
tsara lesy ilay hiran'ny ialahisany fa tohizo foana.
aza manaiky izay vavan'dry zalahy hoe BOYS BAND de kivy fa misy izao p'rap gasy sasany tsy manakiana an'lisany.sady misy misy amin'dry zalahy p'rap tsy mahay mandihy be otran'lisany.izay ry zalahy fa sur ah.
RIVO avy ety ampahibe ihany.