Efa nivoatra ny mpihira malagasy,tsara fa tohizo hatrany
#1 Rasonnina a écrit le 27/10/2007 à 12:24
mijajika kosa le iz zalah,fa ts misy mpanakanto hafa nga ankoatra io ray io,en direct sur le net ohtrizao.sa aona E!fa efa mandros ny lafiny ara-pamoronana ra toa zao fona ny fandehany.Okay e,bandy fal maita ny any @tananany zao.
#2 Kadetra a écrit le 29/11/2007 à 14:01
ataovy mlay fona raboussa fa akafiznay ela mba andefaso hira iray zany moe
zay anaovana azy
ny numeros:0340375786 no nandefa anio
mangataka hira iray
#3 mahandry a écrit le 04/12/2007 à 09:26
ataovy mlay fona raboussa fa akafiznay ela mba andefaso hira iray zany moe
zay anaovana azy
ny numeros:0340375786 no nandefa anio
mangataka hira iray
#4 mahandry a écrit le 04/12/2007 à 09:26
za lesy sipa mankafy an'la d mba mila hira 1 ze omen'la eo e
d zay ze tsy faly mboutsina e! misy probleme anga vitaaaaaaaaaaaaaaa!
#5 mahandry a écrit le 04/12/2007 à 09:31
mankafia raboussa hatram farany, sy ny mpanakanto tena malagasy !