Mahaleo le bouquet final




Raboussa - Tsiky sy tomany

fait par:
generationgasy


Rating: 2.5/5 (25 votes cast)
Description:
Raboussa - Tsiky sy tomany

vues: 1551

marna lesy zany e tsky sy tomany marna ny fiainana eto an-tany tsisy olna mahalala izay manjo anla zany afa-tsy ela ihany ka mety ra mitraka foana no elana @zany

#1 radjy a écrit le 13/10/2007 à 20:58

izay tsy misaina aminy frapinialahy dia tsy misaina intsony e!

#2 rasonina a écrit le 19/12/2007 à 18:38

respct lesy boussa milay loatra bisous ani @kofa ny be nosy any eee AJ sy ny TOKA LAHY rehetra okay

#3 coronah a écrit le 03/01/2008 à 19:47

milay lotra ley ela raboussa

#4 nah a écrit le 10/02/2008 à 18:51

Marina zany ry papa a,mampamangy ao @i dokotera ao Raboussa a!

#5 yakaboamba a écrit le 15/02/2008 à 06:18

norma e! milay fa aza de be zesita loatra e.de eba asio vazo vao2 fa tsy ny eo iany ny ao zay fa sûr e!

#6 Rusthy-Scara a écrit le 27/03/2008 à 09:52

i love u raboussa

#7 stella jade a écrit le 07/05/2008 à 14:07

[1]  
Nom / Pseudo :
Email :
Commentaire :

Autres clips