SIPAGASY.COM Rencontre Belle Fille Malgache 100% Gratuit
Les annonces malgaches de rencontre sur Internet 100% gratuit
8000 membres, 800 annonces de rencontre réactualisées, moteur de recherche




MELKY - IZA MARINA (clip gasy)

fait par:
pisokel


Rating: 3.1/5 (35 votes cast)
Description:
Melky du pazzapa 4 Melky Malagasy song

vues: 2815

tsara le clip fa tohizo.

#1 tahina a écrit le 15/10/2007 à 19:49

Tena tsara ny hira "Iza ...."
Mankahery foana !!!!

#2 vola a écrit le 20/10/2007 à 03:17

Tsy mahavoa ny ankizy Amin'ny PAzazapa 5
I Melky foana no milay e !!!!

#3 vola a écrit le 20/10/2007 à 03:18

Tena tiako akia ndry han
tara be zah ka !!!
Mijery spectacle ndry fôna 'zaho
Nefa zah handeha any Milan de ahoana ?

#4 Totobe a écrit le 20/10/2007 à 03:21

tena voakasik'izany hira zany ny moba ahy

#5 tsaiky majunga a écrit le 20/10/2007 à 18:49

atolotra ho an ny fitiavako mandrakizay io hira io, enao ihany mandrakariva e jtm tjr mbola

#6 artinah a écrit le 28/10/2007 à 15:36

tsara akia zany hiran-dry zany a!!!!za akia tena efa tratra zany a!!!o an'zay efa voan'izao aza manary toky e!!!mandresy foana e!!!tiako be ilay hira!!!e mampatsiahy ahy an'i dago malahelo be za aty lavitra aty

#7 mimisou a écrit le 30/10/2007 à 00:02

tena voakasik\'izany hira zany ny moba ahy

#8 rafick a écrit le 06/11/2007 à 06:48

Milay be le clip-ny zanak'i NENY!
Ary aza zatra mamono phone ry NENY an!

#9 DADA a écrit le 06/11/2007 à 16:02

eny ary fa milay ndry na de zany aza
ry Melky a!!

#10 lly a écrit le 15/12/2007 à 12:27

Mety dia tsara fa tohizo fôna aky a!, izy koa anie ry DADA Melky be mpiantso raha vao mandeha foana ny phone e! fa mahafianritra mantsy izy e! saingy zah tsy mbola manana ny N° phone, zany Melky a andefaso phone zah fa mba te hitafa aminao indray2 aza matahotra fa tsy mpananihany fa tena mpankafy tsotra izao! ntsaooo!!!

#11 DJ a écrit le 16/12/2007 à 07:57

slt melky
j ecoute tjs tes chansons et j'aprecie vraiment meme ma petite tiffany de 3ans est devenue ta fan.BON COURAGE!!!

#12 melty a écrit le 26/12/2007 à 11:10

Je trouve dommage que cette artiste et bien d'autres ne puissent s'exporter en france.

#13 rytsia a écrit le 02/04/2008 à 18:49

tiko be le clip fa tena mampahatsiaro ahy ny any toliara
gros bisous melky

#14 sandrsa suisse a écrit le 09/04/2008 à 18:26

io le vazo ry racko e

#15 rosin a écrit le 15/05/2008 à 20:01

[1]  
Nom / Pseudo :
Email :
Commentaire :

Autres clips