Misaotra Ravalomanana tamin'ny zavatra rehetra nataonao t@ Madagascar, iza no hahavita an'ireny, ny Sekoly nandeha tsara, ny hopitaly nadio , ny Map nampandroso ny vahoaka , ny lalana vita goudron ny ankabeazany, ny tantsaha nanana ny anjaratoerany, plining familiale tena tsara, i Anakely ohatra ny aty andafy, ny dahalo nihena mihitsy, sy ny sisa rehetra tsy voa tanisa intsony... gaga izaho raha tonga tany Dago t@ 2007 iny , dia hoy izaho hoe izany ka mba tananastria efa mba nisy poubelles dia tena tsara eee, nefa dia malahelo aho izao satria dia nosobaina daholo ireny noho ny hadalan'ny sasany izay te hitady seza ny voninahitra fotsiny , koa dia ao Andriamanitra hamaly ny asanao Ravaloma