Malalako Tsy Foiko - Ny Ainga

fait par:
Masombahiny


Rating: 3.1/5 (109 votes cast)
Description:
Malalako tsy foiko - Ny Ainga

vues: 10618

c519t

#1 t161t a écrit le 18/10/2007 à 07:51

tres bon clip

#2 rmickas1 a écrit le 23/12/2007 à 06:57

izany ahay ka hira malagasy !
teo foe malagasy fatsy feo mitomany vaza.

#3 mitia a écrit le 06/02/2008 à 23:21

Na dia sarotra ny hifadao dia tsy maitsy satria zay lay fiainana tsy maintsy iainana, mahereza eh!

#4 jh a écrit le 09/03/2008 à 21:28

E hafa ihany ny hira Malagasy e.

#5 khintana_239 a écrit le 18/04/2008 à 18:00

Manaoma daoly e....(ouzy ravalo zay)
Hono ho a, sao de mba misy mahalala ny adriresin'i Dominique ao amin'ny tarika ny ainga ianareo azafady?

#6 mpakafy a écrit le 24/05/2008 à 19:00

manana mpanakanto tsara tokoa isika malagasy ary tena tsy ambakain'ireo vazaha.anisan'ny ankafiziko mihitsy io tarika niainga io.tohizo ry zalahy fa tena BIEN a!betsaka ireo mpankanto te hiady vintana @laisany fa tsy misy mahavita ny vitanareo mihitsy e.za manokana aloha dia tena omeko tableau d'honneur mihitsy .aza ovoina 'lay gadon-kira a.okay

#7 pissou a écrit le 07/08/2008 à 16:17

no comment ! 20/20 ---

#8 rakam a écrit le 10/09/2008 à 11:51

Salut, Je veux savoir, est-ce qu'on peut télécharger des clips Gasy à partir de Madanight?
Bye

#9 Syx a écrit le 20/09/2008 à 20:44

je suis une femme etrangere mais j'adore cet clip, c'est tres joli, et madagascar aussi est tres joli, j'espere qu'un jour je passe la bas

#10 aline a écrit le 03/12/2008 à 18:36

milay aloha ny vazo malagasy e;za aloha teny manina ny madagasikara ;te hody mintsy aho .bonne chance daholy ho antsika rehetra malagasy eto en france.

#11 kenny a écrit le 25/01/2009 à 19:49

alr la c trop bo je me magine c mwa mé c tré dommage ke je coprénne pas ciao

#12 elina a écrit le 13/04/2009 à 13:56

mlay fa toizo iany d bon courage

#13 tiana a écrit le 22/04/2009 à 15:01

Tena tsara be ilay hira eee koa dia misaotra ee

#14 999 a écrit le 08/05/2009 à 15:57

tena tsara eeeeeeeee

#15 zoky a écrit le 26/06/2009 à 22:40

Izany dia tena hira mapisaiana mihitsy, indrindra hoahy aty antany lavitra aty , koa dia isaorana an'ny AINGA eee

#16 makatelina a écrit le 26/06/2009 à 22:42

tsara e! mahatsiaro ny any antanindrazana! indrindra fa Moussé lé Dirékitera!!!il se reconnaitra!ndryyyyyyyy!!!misaotra noro a!

#17 kaboum a écrit le 01/07/2009 à 19:02

Eny tena manina mihitsy aty an-tany lavitra aty raha vao mihaino ny Ainga sy mpihira gasy . Koa dia misaotra anreo artista rehetra

#18 Manina a écrit le 29/07/2009 à 15:34

tena tsara ilay hira gasy ary tena mhamanimanina mihitsy rehfa aty ampita aty misaotra ry mpanankato gasy rehetra

#19 faly a écrit le 26/08/2009 à 21:06

salut eh! za aloha raha mihaino hira malagasy tena te hody indrinrda
hiran'i ainga tena mampatsiaro ny taloha hafa ihany ny gasy

#20 tsara a écrit le 29/08/2009 à 12:14

salut eh! za aloha raha mihaino hira malagasy tena te hody indrinrda
hiran'i ainga tena mampatsiaro ny taloha hafa ihany ny gasy mahereza daholo malasy rehetra mila ravinahitra eto france e!

#21 tsara a écrit le 29/08/2009 à 12:28

faly tokoa aho raha mandre ny hiran'ny tarika Ny Ainga tna mpkafy azy mihitsy aho mbola tany tsy mbola nijery sectacle aho raha tsy izy manina nefa mbola ho tonga any ihany indray andro any dia hijery ny tarika eo ambony sehatra indray mirary soa hatrany

#22 razafy a écrit le 05/09/2009 à 20:02

tsy misy mpnakanto izay hatakaloko anareo ry tarika Ny Ainga ten milay be mihitsy ianareo sedra-pitia

#23 tatie a écrit le 05/09/2009 à 20:08

[1]  
Nom / Pseudo :
Email :
Commentaire :

Autres clips