fait par: benjanoro
Manao aôna daholo é! Milay ry reto io hira io an! any é?
Toujours milay ry zala a
tena milay mhtsy e!!! surtt rhfa Fafah no mihira an'azy !!!
milay oa nu mahaleo e!e!e!e
tsy manapataperana ny mahaleo e!!!!!
Otrany tsy mety ho antitra zany ry zalah! 'ndrindra moa fa ny feo!
Fafah a reçu un don du ciel avec une voix en or
Akory aby oh! tena tsara tokoa ity vazo ity ary mitantara ny fiainam-pitiavana, hafa ihany aloha MAHALEO eh!
Tena mety amiko mihintsy zay hira izany eh..