milay le vazo e sady manja foana ny revy miarak@ ny Ainga, sa??
#1 RN a écrit le 18/10/2007 à 09:31
Revy manja sy vazo milay foana eeeee!!!!!!
#2 nyanga a écrit le 25/10/2007 à 19:08
Na de aty france aza aho de mbola
fan NyAinga hatranrevy mlay foana e!!
grosses bises à tous
#3 Lalie a écrit le 27/10/2007 à 18:36
je suis tré intéressé par les music malgache
#4 pipo a écrit le 01/11/2007 à 10:14
tena mankafy ny Ainga,te hijery ilay clip fitiavana milay ny Ainga za,mba ataovy ato si possible,merci
#5 fi a écrit le 03/11/2007 à 12:55
slt
#6 babaique a écrit le 22/11/2007 à 22:20
Bjr daholoé! masaka be ilay clip.Tena mbola tsara lavitra raha nisy danse country kely niaraka taminy.Mirary soa é! manaova fety sambatra daholo.
#7 ragama17 a écrit le 26/11/2007 à 09:41
tsara fa tohizo
#8 gasy a écrit le 06/12/2007 à 15:24
misaotra antsika rehetra mpakafy ny country malagasy ny tenako.
#9 rawestern a écrit le 10/12/2007 à 12:33
mbolatsara e! mafinaritra be lay fitiavako masiaka satria ny toniny no nahababo ahy
Misaotra betsaka ho an'ny Tarika
Fanja avy aty Diègo
#10 fanjasoaclaire a écrit le 18/12/2007 à 17:45
Hafa ihany ny Malagasy eh! misy ny loko rehetra, sa ahoana hoy nareo? dia hendre tsara fa aza masiaka loatra eh! eto Françe ihany fa tsy lasa lavitra.
#11 Hajanrn a écrit le 11/01/2008 à 22:19
ok,izany ka vazo gasy,asandrato lehiretsy a!
#12 fafa a écrit le 07/02/2008 à 20:26
Masaka e aiza ndray ny manaraka
#13 Tsinjo a écrit le 13/02/2008 à 18:23
vous m avez donne la nostalgie de mon pays. je regrette de ne pas m exprimer en malgache!!! merci pour cette jolie mélodie qui me ramène quelques années en arrière.
veloma!!
#14 dida a écrit le 22/02/2008 à 21:47
Masika tokoa lay fitiavana oh!
#15 HJ a écrit le 09/03/2008 à 21:24
manao ahoana daholoe!!!!
efa ela be aho no tsy tany dago, nitondra ahy vetivety tany ny hiranareo, tena tsara be!!!!!!!!!
#16 liva a écrit le 10/03/2008 à 09:27
manao ahoana daholoe!!!!
efa ela be aho no tsy tany dago, nitondra ahy vetivety tany ny hiranareo, tena tsara be!!!!!!!!!
#17 liva a écrit le 10/03/2008 à 09:38
genial vous me transporté avec vos clips , j'ai passé deux à Mad, novembre et decembre et j'ai la nostalgie merci encore
#18 madag01600 a écrit le 17/03/2008 à 20:12
En entendant cette chanson on se sent "home sick" et on est emportée. gasy ka manja e!
#19 jos a écrit le 06/04/2008 à 22:28
tena milay fa tohizo foana e.
#20 sassah a écrit le 14/04/2008 à 16:38
comment faire pour commander les clip des votre musique sens passer par le mail
merci de bien vouloir me repondre et a bientot
#21 OUSSENI a écrit le 27/04/2008 à 14:24
Izay mivôka milay be dahôly
Ovina tonga aty Antalaha?
#22 Mima kely a écrit le 11/06/2008 à 08:05
genial votre clip est vraiment jolie et ca me plaie beaucoup la music malgache
#23 velou a écrit le 13/06/2008 à 03:09
rien à dire!!! trop bien!!! mafinartra e!
#24 fitty a écrit le 26/06/2008 à 14:11
Tena tsara ilay hira tana milay mihitsy ny tarika "Ny Ainga"
#25 Manda/tsanta a écrit le 28/06/2008 à 22:23
milay b le clip e!
#26 mozik a écrit le 05/08/2008 à 12:11
mankasitraka hatramy ny farany
#27 lalao a écrit le 12/09/2008 à 15:01
manahoana daholo isika minakavy, isika mianakavy hoy satria atambatr ity sehatra iray ity isyka de lasa mpianakavy iray sa ahoana hoy ianareo?
Ny tiakoa ambara ihany koa de ny fodiamandrin'ny RAY AMAN-DRENY BE RADO
tena feno alahelo tokoa ny tontolon'ny zavakanto ary mirary fiononana feno ho an'ny FIANAKAVIANY MANONTOLO , koa antsika rehatra zay afaka rakampitso de mba hentanina ho tonga ao amin'ny GYMNAGE ANKORONDRANO rahampitso ALAKAMISY 18 SEPTEMBRE 2008 . de mba mangataka ny clip ny FAFAH "mba tantanonao ry RAIKO" izay tononkira noforonin'i GEORGES ANDRIAMANANTENA
DE misaotra mialoha tompoko de manao veloma antska mianakavy
#28 mels a écrit le 17/09/2008 à 09:12
Milay be ny vazo malagasy e! ho ela velona anie ny tarika Ny Ainga!
#29 AINAMALALA a écrit le 30/09/2008 à 12:30
Tsara dia tsara
#30 dodo a écrit le 02/10/2008 à 22:59
Salama daholo tohizo fa tsara le hira misaotra
#31 Lalaina a écrit le 13/10/2008 à 21:59
Tena hafa ihany hoy aho zany GASY zany maika moa fa ny hira .Tohizo fa mahafinaritra
#32 adeline a écrit le 16/10/2008 à 12:42
mafy ref tia e
#33 boolis a écrit le 12/12/2008 à 21:41
la fille ki chante cette chanson a une trés belle voix vas jusqu'au bout et bon courage!!!Félicitation (pour tout le groupe)
#34 rodi a écrit le 25/01/2009 à 06:35
Bjr mafinaritra fona ny mihaino anareo fa mba misy zavatra tiko horesahana aminy mpihiravavay ny ainga raha mba afaka manoratra amiko ianao svp
A+
#35 aubert a écrit le 29/01/2009 à 03:44
Rehefa mianga dia tena mianga tokoa éh!fa mba ho viana no mba mi- Ainga aty france éh!? Manja no sady mahafinaritra ny clip !!!
#36 Dzaozara Arist a écrit le 16/02/2009 à 21:35
tseky ho tsara hira nandre fa saingy hindro kely hoy ny mandrafitra.
#37 walk a écrit le 22/02/2009 à 15:15
manaoun tres bien les clips
#38 bernard a écrit le 01/03/2009 à 19:42
Misaota ho izay nandefa ny clip Ny Ainga
#39 rablue a écrit le 22/03/2009 à 18:14
manao daholo isike eh tena manja tokoa ilay iz ka misaotra veloma
#40 fab08 a écrit le 17/04/2009 à 18:33
Merveilleuse chanson qui me rappelle mes sejours à l'ile sainte-marie avec mon amie dans notre case en pleine brousse.J'aime la musique Malgache les gens que je trouve tres sympathique et surtout c'est un pays que j'adore.D'ailleurs j'y retourne tres bientôt et pour un an,et comme disais une celebre aventurière "J'ai le mal du pays pour un pays qui n'est pas le mien".
#41 denis2m a écrit le 08/05/2009 à 19:01
Misaotra anareo rehetra e!!!!!!!!
#42 namana a écrit le 13/05/2009 à 11:12
J'ai rencontré le groupe Ny Ainga à Madagascar en 2006, sans commentaire un groupe génial,super,exeptionnel à mon goût.Je déplore juste le comportement de certains qui sont un peut distants et froids vis à vis des fans jouant déja la grosse tête,c'est bête mais c'est pas si grave.Le leader du groupe Om Guy gère bien. Bravo!!!
#43 Fany a écrit le 16/06/2009 à 18:25
REVY MANJA VAZO MILAY FOANA ATAO,NA D ATY ITALIE ARY AHO TSY MANADINO E
#44 tax a écrit le 10/08/2009 à 15:16
Nahafinaritra le teny Ambohidratrimo t@ Pantecote e!je vous aime beaucoup le groupe Ny Ainga,coucou à Dô,on se sourit,tu es mon plus préféré du groupe.Partante foana @le spectacle ra afaka e!zay le tsy mba absent mihitsy.
Ary aiza i Luc no tsy tazana intsony e!hoatry ny be vaovao ao @ groupe fa na izany aza rehefa ao i Dô de tsara foana e!gros bisou à Dô.
#45 K-minette a écrit le 18/08/2009 à 12:32
tsy tafandry mahatsiaro anao tena lasanao daholo ny foko rehetra eh! tena mampanembonembona hira zany atsiarovako olo iray izay na eo aza elanelanela ntsika 8740km aminao fona ny foko
#46 tsara a écrit le 29/08/2009 à 12:38
ambony ambany aho efa azy!!!!!vazo milay fona miaraka @ Ny Ainga eee!!
Mba asio fo mitomany njay ato e
#47 princ6 a écrit le 28/09/2009 à 14:27
Te hifandray @ groupe NY AINGA. Havana aty dilam-bato(France) mpankafia sy mpankamamy ny tarika. Mba tadiavo ny hevitra hampalaza ny groupe aty dilam-bato ohatra adika @ teny anglisy ireny hira mamy be rehetra ireny.Vonona hanome tanana araka zay tratra raha ilain'ny tarika.Dia tohizo hatrany ny talenta fa mitondra hery ho an'ny gasy aty an-tany lavitra sy ho an'ny mpiray tanindrazana vizanin'ny raharaha politika sy ny fahantrana aterak'izany. Dia manome courage be ny groupe sy ny mpiray tanindrazana malala!
#48 Gascar a écrit le 03/10/2009 à 18:08
tena tsara fa tohizo ilay hira fa ny tena tiako dia ilay hira vaovao iny ilay hoe FITIAVANA MIJALY fa rehefa ti ve ilay olona dia atao ohatra irany tena mitombina ireny raha ny fahitako azy misaotra nyTARIKA ny AINGA ny tenako fa tsy mandainga izy @ireny hira ireny
#49 josephine a écrit le 26/10/2009 à 12:04
Bonjour Do,
On se reverra bientôt, en attendant je te souhaite pleines de bonnes choses.
L'association MGM se mobilise énormément avant que j'arrive à Mada pour
accomplir ma mission.
Bonjours aux garçons et aux professeurs d'Antanimora
#50 Fany a écrit le 28/10/2009 à 20:28
efa te hody sahady vao mahare ny hiranareo
milay be fa tohizo e
#51 jocelyne a écrit le 31/10/2009 à 08:28
tena mankafy sady mampahery be aty am-pitan-dranomasina aty, sady te hifanoratra @ groupe ny Ainga indrindra ilay chanteuse mahafatifaty
#52 ragasy a écrit le 02/11/2009 à 17:47
Misaotra anareo Tarika Ny Ainga, mankafy foana izahay aty lavitra aty, tena mpankafy Ny Ainga na dia tsy fantatrareo aza e
Mirarisoa ho an'ny Tarika
#53 Vola a écrit le 21/11/2009 à 14:59
ny ahy aloa le sipa no tena reveko e sady misy misy ihany izy a
#54 raguy a écrit le 04/12/2009 à 12:18
bjr mahafinaritra daoly ny hiranareo.tohizo hatrany.
#55 nathalie a écrit le 17/12/2009 à 05:37
milay be le vazo ry zareo à !
#56 silofo a écrit le 29/12/2009 à 12:58
bjr;fa mba nakaiza oa i Luc?
#57 natha a écrit le 11/01/2010 à 10:45
Je suis de retour de mon super voyage à mada, et j'ai pu y voir le nouveau clip
"fo mitomany" mais je n'ai pu le retrouver sur internet pour le moment, cette magnifique chanson se rapproche de la réalité de certaines histoires, de certains individus, ça leurs fait réfléchir. En tout cas bravo au groupe ny ainga, continuez comme ça !!
Jeannette
#58 jeannette a écrit le 04/02/2010 à 00:18
tsara fa tohizo foana.grand bisoua a tous les groupes surtout mon preferer Tantely:je t'embrasse tres fort
#59 njara a écrit le 10/02/2010 à 07:54
de mbola merci bcp ny tarika ny Ainga @ilay revy contry zany eh! indrindra moa fa i Asnah izay tena mba mahafianritra ahy ilay hitako teny Ambodivona nitondra bilay scoter fa fantatro foana na de tao anaty casque moto aza eh!!t@ zah mbola teto Mada avant zah andeha andafy hiasa eh! de mirary soa ho any mankafy ny Ainga rejhetra zany ny bandy eh! Fallin!!
#60 pazapa a écrit le 21/06/2010 à 19:56
mahatsiaro izany tanana maheno ny hiran'i Ainga satria manko any ny vady amanjanako ka manao kokokoko ho azy ireo lasa fahatsiarovana ho anay
#61 ravalison a écrit le 24/06/2010 à 00:27
za aloha tena mpankafy b mits e nijery spectacle tao anatihazo omaly fa milay reto zany a!tsisy otran'ny ainga aloha e tohizo fon e
#62 just a écrit le 16/08/2010 à 10:47
raha ny fankafizako ny hiran ny NY AINGA dia betsaka satria tiko ny fomba entiny maneho ny talentany
#63 JECKS a écrit le 16/08/2010 à 13:08  [1]
|
|