ho an'ny tarika Ambondrona,
Miarahaba anareo Tarika Ambondrona ny tenako, ary mirary anareo mba ho salama tsara daholo. Izaho dia mipetraka aty Fianarantsoa ka manontany za hoe rahoviana ny tarika Ambondrona vao ho tonga aty Fianarantsoa. Dia manantena anareo ho tonga hanao fampisehoana eto Fianarantsoa ny tenako. Mahafinaritra ny zavatra ataonareo fa tohizo hatrany.