tena tsara mihitsy fa mirary soa hitohy hatrny eee ...
#3 ianja a écrit le 29/10/2007 à 13:40
tena mampahatsiaro ahy ny any dago io hiranao io ;indrindra fa za mpanao vacances any Manakara maka aina rehefa misy mampalahelo ahy;tena malahelo aho zany !!!tohizo lola ny hiranao fa tena tsara daholo a!!!
#4 mimisou a écrit le 18/02/2008 à 12:39
za aloha zao vao tonga any dago dia Manakara no aleoko voalohany e!!!tena mampitony ny saiko iny toerana iny!!tsy foiko!!!milamina miala ny rotoroton'i Tana;Tana mantsy ohatra ny Paris ihany ny fiainana ao fa any ny rivotra tena tsara e!!!
#5 mimisou a écrit le 18/02/2008 à 12:41
Arô à LOLA tsara i hiranô, mampamanimanina tegnany, aminay aty tsy misy CD gasy azo tonoana na vidina hitonoana anô aby, misaotra an'ny madanight misy mba hitonoana hira, ndraika antegna mangina raika antrano, misaotra anareo jiaby