Galerie photos VIVA TV : une nouvelle étoile est née ! (27 photos)
L'ancienne chaîne de télévision Ravinala, anciennement sous la houlette de M. Norbert Lala Ratsirahonana, a émis officiellement ce Samedi 26 Mai 2007, à 06h du matin très précisément. Des centaines invités triés sur le volet ont assisté le Jeudi 24 Mai 2007 dernier à l'avant-première, à l'occasion d'une soirée VIP donnée pour le lancement officiel de VIVA TV et VIVA FM, qui a donc officiellement remplacé Ravinala.
< Précédent
1
2
;
fa ny vavanao alou ry Faniry dia hita mihitsy hoe vavan'ny olona mialona e!
sa enao kosa ary mba naniry ny hitovy tamin'azy kanjo tsy tafavoaka dia may vava be otran'zany.
mampalaelo b anà enao sy ny toetranao...pitoyable loatra!
raha lehilahy enao dé teneniko oe tara tamin'ny Mialy fa tsy nahazaka
raha vehivavy kosa enao dé lazaiko fa tara tamin'i Andry fa tsy nasiana sira mintsy...
ka na inona na inona alou ny nataony mba ahatafita azy an?! anazy rery iany zany satria izy alou dé manana considération tanteraka sy ny mérite rehetre ialaina aty Dago e!
fa raha mahavita enao dé manaova...tsotra be angé zany e! tonga dé action atao, dépasséo fotsny izy fa aza be taim-bava otran'io ( un peu d'action et moins de bla bla...)c à peine croyable qu'il y ait des gens avec une bassesse d'esprit pareille.
#1 mia narindra a écrit le 02/06/2007 à 14:28
milay be raha otran Andry TGV daolo ny tanora rehetra. Mandroso madagasikara...
be alou no tsy tia, ny mpialona moa zany e! fa voa maiko mampandroso izany...
#2 Johane a écrit le 02/06/2007 à 14:35
Bonjour,
Merci de modérer vos commentaires. Les prochains messages à caractère dénigrant voire meme diffamatoire seront effacés immédiatement.
#3 elman a écrit le 04/06/2007 à 14:44
Milay e!! manohana tanteraka izahay !! Tena tsara raha manana "esprit d'initiative" hoatr'izao daholo isika. Mety hoe tsy nanam-pahaizana Bac na Doctorat i Andry TGV fa amiko mahay Gestion d'entreprise izy ary tokony hizara ny "expériences"-ny mihitsy aza.
Ny tena mahafinaritra dia na dia teo aza ny faminganana nataon'ny mpitondra (panneaux publicitaires teo Antanimena izay noesorina) dia tsy kivy izy fa nanohy hatrany ny asany. Antenaina ny fanjakana tsy hamingana intsony na dia hita aza fa concurrent matanjaka ity tonga ity.
Tohizo fa tsara e!!!
#4 milay a écrit le 05/06/2007 à 09:41
andry tgv mitovy an dRavalo zany kwin?
#5 fitia a écrit le 05/06/2007 à 16:07
nous on a constaté le chgt du monde visuel depuis l'arrivé de VIVA et on félicite vraiment Andry TGV pour son initiative,et d'ailleurs je pense qu'il faut encourager les jeunes comme lui pour que Madagascar puisse enfin aller loin.
Fa aza jalouse amitsisy dikany otran'io fa manaova kou ra mba mahay e!
Hita b ny fialonanao ry Tsiky a ( oopppsss...) ay moa Faniry no nataonao anaranao ato ! aza misosoka alahelo tsony an!!!!
#6 eliane a écrit le 06/06/2007 à 15:46
Moi personnellement,je l'encouragerai Andry RAJOELINA.C'est un homme rare et je suis tres fier de lui.Il est un exemple pour les jeunes,pour son initiative,sa creation et son ambition.VIVE INJET,VIVE DOMA,VIVE VIVA,TIKO EN BAS?
#7 Fy a écrit le 07/06/2007 à 14:19
milay leitsy TGV à toizo fa tsara é
#8 zo a écrit le 13/06/2007 à 11:14
Tena ine loatra ary zany resahanareo zany e?
Bon, zao ary e! calme fotsiny
ho an'izay mialouna an, passez le chemin!
ho an'izay mankafy, mazoutou
ho an'izay neutre...ben ne faites rien!
dites juste: BONJOUR! comme moi
#9 minichouchou a écrit le 22/02/2008 à 15:52  [1]
|
|