Le réveillon 2006 RSM Washington DC photo DSCN3027.JPG

DSCN3027.JPG
Fahombiazana tanteraka ny azo ilazana ny Reveillon nokarakarain'ny
RSM Washington DC (Rencontres Sportives Malagasy - Washington DC),
izao natao tao amin’ny “ The Anastasi Room” tao Bethesda, Maryland,
nanomboka tamin’ny 8 ora alina ka hatramin’ny 2 ora maraina, mba ho
fidiram-bola hanomanana ny RSM 2007 izay atao eto Washington DC
ny volana Jolay 2007 ary fahafinaretana feno tokoa no azon’ireo rehetra
izay tonga nanatrika izany lanonana izany.
1. par Anonymous le 18/01/2007 04:37
Mba iza ary no naka an'itony lamosina itony??!! Tsy misy jerena mihitsy
2. par Anonymous le 26/02/2007 05:28
lamosina vehivavy fantako io lety a!
Revenir