Dah-mama Tonton Sola


Dah'mama Mifandefera


Jaojoby Junior Akory Ataoko Anao Anderson

Nom d'utilisateur :

Mot de passe :



Pas encore inscrit ?


Le réveillon 2006 RSM Washington DC photo DSC03848.jpg


photo précédente   photo suivante
 
 

DSC03848.jpg


Fahombiazana tanteraka ny azo ilazana ny Reveillon nokarakarain'ny RSM Washington DC (Rencontres Sportives Malagasy - Washington DC), izao natao tao amin’ny “ The Anastasi Room” tao Bethesda, Maryland, nanomboka tamin’ny 8 ora alina ka hatramin’ny 2 ora maraina, mba ho fidiram-bola hanomanana ny RSM 2007 izay atao eto Washington DC ny volana Jolay 2007 ary fahafinaretana feno tokoa no azon’ireo rehetra izay tonga nanatrika izany lanonana izany.


 photo précédente   photo suivante


1. par Anonymous le 24/01/2007 21:29
Slt,Lydia ve io?Lydia tao avaradrova?


2. par Anonymous le 28/01/2007 03:27
Nirina, you look so cute on da pic


3. par Anonymous le 31/01/2007 03:59
whos Nirina?!


4. par Anonymous le 11/02/2007 12:00
Io ve ny zanakao dia firy amin'io?Ex-Collège Clara ihany aho e!Mbola tadidiko foana ianao na dia nanalava volo aza.Izaho bandy tao @ building antsahabe tao.


5. par Anonymous le 25/02/2007 15:19
Nanie, Nirina Lydia n'Anjohy lasa fotsy be akia ndry a! Mimi P.


6. par Anonymous le 27/02/2007 19:41
Mimi - Paola? omeo email-nao.

Votre nom : Invité [ S'inscrire ]

Sujet:


Commentaire:



Revenir