



1. par Anonymous le 18/05/2005 11:04
efa niakatra be ny dose ny saint emilion an? firy ndray no napopokan'ny gasy tamin'io?
2. par Anonymous le 22/05/2005 16:02
anonymus: tena toa lasa Sodome sy Gomorre izy izany?
tsy hita intsony ny andaniana ny vola tokoa
tsy mba menatra ve ianareo ireto?
tokony ianareo no matory ambany baoritra eny amoron-dalana.
enfants de riches va!
3. par Anonymous le 24/05/2005 02:35
tena d'ac @ anonyme mihitsy: mbola ho ela fa hiakatra ity firenena ity ... ny ao ihany no ao: zanam-panana katry sy tsy mahatsiarotena ary tsy mahatsiaro ny manodidina azy. Mba aiza ny actions caritatives n'itony jeunes itony, tokony izany no haseho
4. par Anonymous le 25/05/2005 20:01
jtien juste a précisé...ils on ptèt lair de séclaté...mé rotaract, lions club, léo et tt sa = oeuvre caritative = mikarakara ny mahantra...donc voilà...ary za mihevitra fa nareo miseho miteny reo c pire satria mandany sosy @ toaka nefa tsy mahay mikarakara mahantra akory...