1. par Anonymous le 02/09/2004 22:36
Aiza ary enao zany?
2. par Anonymous le 09/09/2004 14:39
tratrako an!!!!!
hay izao no andanianareo ny andronareo.....alina mantsy .
efa manambady le iray eo afovoany io !!!!!!!
de zandriko le eo amin'ny sisiny
ary ilay eo sisiny iray indray ..........aleo a tsy iteny betsaka.biz
3. par Anonymous le 10/09/2004 19:06
Mbola tsy hitanao ary ny handanianay ny andronay fa ny alina fotsiny no hitanao io...
4. par Anonymous le 14/01/2005 23:34
sipanao zany le ray @ ilany?aza manody ny goavy manta!lol!