Lola (tsy Miala Aminazy )


Tsy Manam-pahataperana 2006 Malagasy Hit By Aina Cook


Salegy Wawa Ambara Tsywavy

Nom d'utilisateur :

Mot de passe :



Pas encore inscrit ?


Rencontre Sportive Malgache - Amérique du Nord ( Canada- USA) photo NY_NJ.jpg


photo précédente   photo suivante
 
 

NY_NJ.jpg


RSM 2004 : Rencontre Malgache en Amérique du Nord ( Canada- USA).
Zoma 2 Jolay sy ny Asabotsy 3 Jolay, 2004

RSM 2004 izay nahitana lalao Baolina kitra natao tao amin'ny Julius Middle School ao Rockville, Maryland izay nifanandrinan'ny Washington DC sy Canada ary ny taranja Basket Ball izay natao tao ny tao @ Activity Center at Bohrer Park ao Gaithersburg Maryland izay nifanandrinan'ny ekipa avy ao Washington DC (Ekipa Bandy Gasy, Ekipa Mahitsy) sy New York (Ekipa I love New York , Ekipa New Jersey New York) ary ny mpilalao avy any Canada)

Diaspora Malagasy maro avy eto Amerika avaratra no tonga nanatrika izany ary nofaranana tamin'ny Alim-pandihizana nokarakarain'ny Tarika Ody Gasy tao amin'ny The Women's Club of Bethesda ao Bethesda, Maryland.

Remerciements à L. Rakotonandrasana de masombahiny.com



 photo précédente   photo suivante


1. par rakouth le 10/07/2004 14:32
milay be ilay ekipa fa tohizo ny lalanareo


2. par Anonymous le 12/07/2004 22:48
Mba monina eto NYC ihany ny tenanay, fa izao vao tena nahita ny tarehan'ny bandy malagasy eto NYC. Ratsy tarehy tsy misy jerena ry zalahy an!


3. par Anonymous le 13/07/2004 02:53
IREHO VE NY NYC NA CANADA YOU GUYS ARE ALL UGLY THEN BADY GASY AND THE OTHER WASHINGTON


4. par Anonymous le 13/07/2004 03:28
NEW YORK VE IHO RATSY NO NY CACA


5. par Anonymous le 14/07/2004 16:25
angaha koa ny tarehy no mikoty.. toa baolina no natao tany raha tsy diso aho! ambany fisaina be nareo iznay a


6. par Anonymous le 15/07/2004 06:56
ni washington ve caca


7. par webmaster le 15/07/2004 13:42
Merci de ne pas verser dans des considérations "physiques" et de vous en tenir aux questions purement sportives.


8. par Anonymous le 17/07/2004 05:27
ambany saina be 1 trano tssss


9. par Anonymous le 30/07/2004 16:01
NEXT YEAR, NY SHOULD CALL THIS TEAM, UP NORTH LOSERS, PRETTY SMILES & UGLY FACES ALL IN ONE , WHICHEVER ONE FITS YOU BEST! TEAM KAKA? :)


10. par alex vanderpool le 16/08/2004 19:55
whats all the talk. action speaks louder. let's be real!


11. par nysolo le 19/08/2004 19:55
we weren't readythen, so ow about Blue and red team , come to NY and play us

Votre nom : Invité [ S'inscrire ]

Sujet:


Commentaire:



Revenir