Salegy


Ambondrona


Ianao

Nom d'utilisateur :

Mot de passe :



Pas encore inscrit ?


Rencontre Sportive Malgache - Amérique du Nord ( Canada- USA) photo NY-NJ-Fanolorana.jpg


photo précédente   photo suivante
 
 

NY-NJ-Fanolorana.jpg


RSM 2004 : Rencontre Malgache en Amérique du Nord ( Canada- USA).
Zoma 2 Jolay sy ny Asabotsy 3 Jolay, 2004

RSM 2004 izay nahitana lalao Baolina kitra natao tao amin'ny Julius Middle School ao Rockville, Maryland izay nifanandrinan'ny Washington DC sy Canada ary ny taranja Basket Ball izay natao tao ny tao @ Activity Center at Bohrer Park ao Gaithersburg Maryland izay nifanandrinan'ny ekipa avy ao Washington DC (Ekipa Bandy Gasy, Ekipa Mahitsy) sy New York (Ekipa I love New York , Ekipa New Jersey New York) ary ny mpilalao avy any Canada)

Diaspora Malagasy maro avy eto Amerika avaratra no tonga nanatrika izany ary nofaranana tamin'ny Alim-pandihizana nokarakarain'ny Tarika Ody Gasy tao amin'ny The Women's Club of Bethesda ao Bethesda, Maryland.

Remerciements à L. Rakotonandrasana de masombahiny.com



 photo précédente   photo suivante


1. par gasykmanja le 11/07/2004 00:41
Mahagaga tsy misy sarin'ny I Love NY mahazo coupe final tamin'ny basket na dia iray aza nefa tsy maninona fa efa malaza be hatrany France. Aoka hihomezana sisa e! hahahahahaha :-) Efa miparitaka be any France ny film video ny lalao iray manontolo. Nahafinaritra izany fiarhamiasa amin'ny gasy any France izany. ARY AIZA NY FAIRPLAY-NAREO RY WASHINGTON DC a?! Ary ahoana ilay bal namitaka be hoe any hono ny coupe no hozaraina dia nividy billet daholo ny olona hay diso tanteraka fa fangalam-bola ho an'ilay tarika hay ilay izy. MAMPALAHELO SY MANDISO FANANTENANA TOKOA!!! Hoy ny GASYKMANJA foana na eo ary izany rehetra izany.


2. par Anonymous le 12/07/2004 22:45
Na tonga hatrany France na tonga hatrany Asia na tonga hatrany Oceanie ny lazanareo, tsy dia misy olana loatra e!!!!! Raha araka ny hitanay dia 1 sy 1 izao ny lalao e! I Washington no nibata ny amboara 1st Place, 2nd Place, ary MVP tamin'ny lalao RSM2003 tao New Jersey, ka tamin'ity mba anjaranareo ny nibata 1st Place sy MVP e!!!! Ny 2nd Place mbola an'i Washington!!!!


3. par Anonymous le 13/07/2004 02:51
BOOOOO!!!


4. par Anonymous le 13/07/2004 03:29
RATSY LOHATRA TENAISANY


5. par Anonymous le 13/07/2004 20:51
who cares who's number one or number two. is that even going to affect your life? would that make any difference whatsoever? would that make you proud to be Malagasy? would that improve the way your home country is right now? why waste valuable time on such meaningless things? did you forget or, dare i say, know about the philosophy of the whole rsm games? where's the thinking? PS to you mind: KNOCK KNOCK!! OPEN UP!!!


6. par Anonymous le 14/07/2004 16:22
C'mon it's just a game.. u lost.. get over it!


7. par webmaster le 15/07/2004 02:29
Merci a tous de garder votre sang froid. Pour répondre au premier commentaire, nous ne diffusons que ce que les internautes nous transmettent, il n'y a pas de discrimination sur ce site.


8. par Herizo Tan le 15/07/2004 04:33
As a member of one of the Washington DC team, I would like to point out that the comments here do not reflect the views and the opinions of the players and the Malagasy people here in Washington whatsoever!!!! I would like to say CONGRATS to the NY players. A well deserved victory. And it was a lot of fun!!! Hopefully we'll get another chance to meet again next year!!! Looking forward to it.


9. par Anonymous le 28/07/2004 02:35
ampidiro ny sarin'i love NY naka coupe raha manana nareo e!!!!mba tianay ho jerena!!!


10. par Anonymous le 28/07/2004 02:39
any canada mihoana e!!!sady ireo avy any canada mahay milalao sy manao arbitre tsara!!!!


11. par webmaster le 29/07/2004 13:40
si vous avez d'autres photos envoyez les moi : webmaster@madanight.com Merci


12. par Anonymous le 30/07/2004 16:07
tsisy sarin'ny I love NY, fa anga ianareo nandoa vola ho anay hanasiana sarinareo ato? nandresy ange ianareo e! ka raha tonga any france sy who the hell cares ny lazanareo, efa manana green card ve aloha hianareo hivoahana mankany? izaho mantsy american citizen dia afaka hoentiko any no lovanareo, I love DC, NY was never in my head, and if you're so good, stay the same, i can't see you guys take any types of trophy anymore, i doubt it! if u have to die on the court in order for us to win, you will die... oh yeah, isn't that how you won this year, by sexualy harrassing red no.2, is afro gandjaman gay?


13. par Anonymous le 30/07/2004 16:08
CANADA doesn't cheat, they came to play, NY felt like they spent too much money for fares, busses, trains, bycicles, however they got here, that's why they just had to make it home with at leat one thing

Votre nom : Invité [ S'inscrire ]

Sujet:


Commentaire:



Revenir