Rencontre Sportive Malgache - Amérique du Nord ( Canada- USA) photo mpanatrika-5.jpg

mpanatrika-5.jpg
Zoma 2 Jolay sy ny Asabotsy 3 Jolay, 2004
RSM 2004 izay nahitana lalao Baolina kitra natao tao amin'ny Julius Middle School ao Rockville, Maryland izay nifanandrinan'ny Washington DC sy Canada ary ny taranja Basket Ball izay natao tao ny tao @ Activity Center at Bohrer Park ao Gaithersburg Maryland izay nifanandrinan'ny ekipa avy ao Washington DC (Ekipa Bandy Gasy, Ekipa Mahitsy) sy New York (Ekipa I love New York , Ekipa New Jersey New York) ary ny mpilalao avy any Canada)
Diaspora Malagasy maro avy eto Amerika avaratra no tonga nanatrika izany ary nofaranana tamin'ny Alim-pandihizana nokarakarain'ny Tarika Ody Gasy tao amin'ny The Women's Club of Bethesda ao Bethesda, Maryland.
1. par Anonymous le 06/07/2004 16:24
oay i Herizo o... :)
2. par Anonymous le 06/07/2004 20:49
moa zany dia ilay olona eo akaikiny Herizo io e!vehivavy aaaaaa!
3. par Anonymous le 06/07/2004 20:50
milay be ilay sary aaaaaa!
4. par Anonymous le 12/07/2004 04:10
F;angah ny fianakam's ny mpaka sary foana zany no ato antin'ity madanight ity
5. par Anonymous le 13/07/2004 03:26
TSARA NY SARY DIARY AH
6. par Anonymous le 15/07/2004 20:35
pa jalouse kely a!
ha,ha,ha,ha
7. par Anonymous le 28/07/2004 02:32
afaka ampidirinareo koa ny sarinareo fa tsy misy mandrara e!!!!izay manana sary rehetra ampidiro!!!!
Revenir