Vaiavy Chila Nagnino Anao Moa Zaho


Magneva Celibataire


Tsapoka (tsapiky-mapoka) Madagascar

Nom d'utilisateur :

Mot de passe :



Pas encore inscrit ?


Rencontre Sportive Malgache - Amérique du Nord ( Canada- USA) photo I-love-NY-contre-Canada.jpg


photo précédente   photo suivante
 
 

I-love-NY-contre-Canada.jpg


RSM 2004 : Rencontre Malgache en Amérique du Nord ( Canada- USA).
Zoma 2 Jolay sy ny Asabotsy 3 Jolay, 2004

RSM 2004 izay nahitana lalao Baolina kitra natao tao amin'ny Julius Middle School ao Rockville, Maryland izay nifanandrinan'ny Washington DC sy Canada ary ny taranja Basket Ball izay natao tao ny tao @ Activity Center at Bohrer Park ao Gaithersburg Maryland izay nifanandrinan'ny ekipa avy ao Washington DC (Ekipa Bandy Gasy, Ekipa Mahitsy) sy New York (Ekipa I love New York , Ekipa New Jersey New York) ary ny mpilalao avy any Canada)

Diaspora Malagasy maro avy eto Amerika avaratra no tonga nanatrika izany ary nofaranana tamin'ny Alim-pandihizana nokarakarain'ny Tarika Ody Gasy tao amin'ny The Women's Club of Bethesda ao Bethesda, Maryland.

Remerciements à L. Rakotonandrasana de masombahiny.com



 photo précédente   photo suivante


1. par Anonymous le 08/07/2004 15:43
big B WE CALL YOU BIG PIG BECAUSE YOU ARE ONE


2. par Anonymous le 12/07/2004 19:18
Mahaiza resy e!


3. par Anonymous le 13/07/2004 03:24
AND THOS SHOUES bIG B THEIR REALLY COOL "NOT"YEWW


4. par Anonymous le 14/07/2004 16:15
tsy mahataty resy tssss


5. par Anonymous le 14/07/2004 16:15
ny tena no resy ko ny ny kiraron'olona no tsy tiana.. loz'zany


6. par Anonymous le 30/07/2004 15:42
ny kiraro? aza mandresy mangalatra ary ohatrinona moa ny manao rasta fa tena tsy dia mety tokoa moa ilay style! play dirty, get away with it and win, all u f's!


7. par Anonymous le 11/08/2004 16:56
yo, BIG B , we'll do the same thing next year!!!!!


8. par Lamar M. Arison le 19/08/2004 19:39
f big B, he looks hard on the court, he can get stomped off court if he want some, all you crazy ny gasy!


9. par nysolo le 19/08/2004 20:00
how about a rematch?huh?

Votre nom : Invité [ S'inscrire ]

Sujet:


Commentaire:



Revenir