Zanaka minisitra tsy manaja vahoaka



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
madagascar
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 30 Juil 2003
Messages: 284
Localisation: Antananarivo

MessagePosté le: Mar Nov 11, 2003 10:30    Sujet du message: Zanaka minisitra tsy manaja vahoaka Répondre en citant

Tovovavin'Ambondrona a écrit:
Faly miarahaba anareo eto amin'ny kidaona maraina.
Tsy ho lava resaka aho fa mba misy vaovao tiana hampitaina indray eh!
Misy zanaka minisitra iray eto Madagasikara tsy manaja vahoaka sy ny mpiara-monina aminy.
Raha tsorina dia zanaky ny minisitry ny FONCTION PUBLIC IZY IO.
Ny anarandrainy no entiny mirehareha sy misehoseho eran'ny tanana.
Ety amin'ny tananan'Ambondrona no tena anaovany izany toetra ratsiny izany. Ary ireo garde du corps moa dia sonegaly nahazo baiko ka manatanteraka be fahantany izay lazain'io tovolahy zanak'ingahy minisitra io. Asa moa na fantatry ny rainy izao toetran-janany izao fa de tena mampalahelo tokoa.
Koa ampitaina aty aminareo izao vaovao izao mba hampafantarina ny be sy ny maro.
Mazotoa daholo eh!!!!!!!!!

_________________
Madagascar only !
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
Publicité






Posté le: Mar Nov 11, 2003 10:30    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Invité






MessagePosté le: Mar Nov 11, 2003 14:42    Sujet du message: Répondre en citant

Salama ve ny tovovavin'Ambondrona!

Misaotra anao mampahafantatra anay ny zava-mitranga eto an-toerana, indrindra fa ny fahambanian-tsaina tohy izao.
Amiko izany fihetsika izany dia fahambanian-tsaina, tsy mendrika izao vaninandro hiainantsika izao intsony, satria matoa ny tenan'io olona io tonga amin'izao toerana misy azy izao dia, satria voafidin'ny fitondram-panjakana ny rainy izay minisitra, miaraka amin' ny haja amam-boninahitra rehetra atolotra azy mba hanefa ny adidiny masina eo amin'ny fanompoana ny firenena.
Izao toetra aseony izao, dia tsy mendrika ny toerana misy an'io rainy io, ka tsara ampahafantarina ny be sy ny maro izao.
Mampatsiahy ahy ny toetra ratsin'ireo zanaka mpitondra teo aloha izany.
AOKA IZAY.
TONGA AMIN'ILAY FITENENANA HOE ANDEVOLAHY MAHITA FOTSIMBARY.
Revenir en haut de page
rindra
Invité





MessagePosté le: Mer Nov 12, 2003 12:30    Sujet du message: tsy mahagaga Répondre en citant

manja ny revin'i toi é, aleo heno tsara daholo ny zavatra mitranga eny @ arabe @zay fantatra ny tena fiaingan'ny ekipa ao an-toerana. Tsy mahagaga izany fa raha vao hita ny tavan'ny rainy hita tsy miafina ny toetran'ny zanany. mampalahelo tokoa izany satria mbola tsy afaka ao @tsika ny toetra ratsy nampianarin'ny teo aloha.Raoviana vao ho tonga saina é ? mankasitraka an'ilay nilaza fa ambany saina é !
Revenir en haut de page
gasy
Invité





MessagePosté le: Ven Jan 09, 2004 21:16    Sujet du message: zanaka minisitra Répondre en citant

inona marina moa ilay zavatra nataony .Tonga dia tsory hoe mamondrongony dia namono mpandalo ohatra . Manao didin ny be sandry eny antsena....
ny zavatra toy itony moa dia trafonkena omemahery , ka raha ohatra hoy ny vahoaka hoe zakanay . ...akory atao .Fa raha tsy zakany tsy maints yefa nisy zavatra nitranga .
Ny somary mahakamo amin ilay fiarahamonina malagasy ankehitriny anie dia ity e. Na efa tay izao aza no atsofoka any ambavan ilay vahoaka dia manaiky izy . Ary izay vahoaka ( ilay nofahanana tay ) mba tafavoaka dia tsy maka sarotra akory mamahana tay , nefa izy ary teo no niala . Efa blague izany zavatra izany ankehitriny aty ampita .
Tantara fahiny . ny andevo hono fahiny dia ny andevo ao aminy ihany no ataon ny tompony miahy azy .
Mamoy lakana ireo , dia mifandimby mahazo an ilay toerana mpively karavasy . Ka ny hany fanafodiny rehefa voavely mafy ianao , de rehefa anjaranao ny mively de ataovy laivona . Toetra ambany izany , ary fahiny be , ..ka mihetsea ry gasy raha te handroso .
Revenir en haut de page

Billet Paris Tana Paris à partir de 205€


Bon plan : suivez les enchères Nouvelles Frontières !
encheres.nouvelles-frontieres.fr
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
flood Aucune discussion similaire


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII