Posté le: Mer Avr 21, 2004 6:16 Sujet du message: Tsara ho vakiana
http://www.clicanoo.com/articles/article.asp?id=76477
Ho antsika izay minia tsy mahafantatra ny zava-bita tao anaty roa taona sy tapany.
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: Tsy tian'ny ny sasany hahavita bebekokoa noho ireo angamba i RA-¤- @ dia korontanina ny firenena
Posté le: Mar Avr 27, 2004 12:10 Sujet du message: on n'est pas bête!
eh mon pote! en deux ans et demi, si on veut, on arrivera à bâtir une île!
au lieu de progresser, mada récule. Alors désolé mais "masikiny tsy madigny raha ela".
Posté le: Jeu Avr 29, 2004 15:58 Sujet du message: Dynamisme
azert a écrit:
Toa tady alain'i Ra8 daholo izao entreprises rehetre izao.
Sady tady monopolisény daholo ny marché rehetra
Izany rehefa manana ny maha izy azy.Tsy mila mangalatra sy mambotry firenena izy, fa mitohy ara-dalana ny maha-mpandraharaha azy.
Koa inona ny alahelo-nao?Ny olona nangalatra sy nambotry an'i Madagasikara henjehina aloha, dia miresaka indray ianao!
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum