tay be le taxe douaniere ao mada ao


Aller à la page 1, 2  Suivante
 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
raouby
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 10:19    Sujet du message: tay be le taxe douaniere ao mada ao Répondre en citant

grave be ry reto fa nandefa entana kely(5kg) nakany mada za a(avy aty allemagne)de 2 mois vao tonga sady terendry zareo mandoa 64 euro ny fianakams vao azo hono,nefa nge ny valeur n ilay entana140euro e,sady efa nando 37 euro za taty alemana.norme ve zany ry zreo sa aferafer a?cadeu ho an ny zandrikely matsy ka izy aza vao mpianatra tsy hanana an izany vola be zany,sady ny taty (dhl) nilaza fa tsy mandoa vola tsony zareo.
zay de merci daholo @ le mamaly e
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Mer Juil 12, 2006 10:19    Sujet du message: Publicité

Billet Paris Tana Paris à partir de 205€


Bon plan : suivez les enchères Nouvelles Frontières !
encheres.nouvelles-frontieres.fr
Revenir en haut de page
retaxation
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 14:49    Sujet du message: Répondre en citant

Henjana ny douane ao amin'ny tanàna ka!

droit des douanes + droits d'accise + TVA

Arakaraka ilay entana nalefanao ihany fa mety mahatratra 60% ny valeur ny total:

Droit des douanes: 10 à 20%
Droit d'accise: ~20%
TVA: 20%

Tsy misy hidiran'ny DHL Allemagne amin'ny taxe douane any Dago.
Ilay 37 EUR ny fret fotsiny ary en sus ny taxe douane.

Ka tsy mba nanararaotra ny detaxation e Question

Wink
Revenir en haut de page
raouby
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 15:03    Sujet du message: Répondre en citant

de zay zany e,tokony t@ detaxation za zany no nandefa ny cadeau d´anniversaire @ folo taona manaraka.Oatrany milay ihany an!
Revenir en haut de page
retaxation
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 15:19    Sujet du message: Répondre en citant

vola r'ise alefa amin'ny manaraka, de aleo any Dago no mividy izay mba mahafinaritra ny fony ny malala a!

Alefao Western Union, jereo io banner -n'ny MN io.

19 EUR fotsiny no commission raha 174 EUr izao no nalefan'ise Wink

Sady mba tsy lasan'ny fanjakana ny tahiry amin'izay, sa ahoana Question

Cool
Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4719
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 17:08    Sujet du message: Répondre en citant

retaxation a écrit:
Alefao Western Union, jereo io banner -n'ny MN io.


iee, aza misalasala mitsidika ny tranokalan'ny western union Laughing
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
rakotobeR
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 17:39    Sujet du message: Répondre en citant

Aiza moa mo handroso ny firenen-tsika. Miezaka ny tsy hadoa taxe daholo ny malagasy...
Mbola ahantra eo foana isika ee.
Misaotra @ fiara-miasa aminy fanajaka malagasy
Revenir en haut de page
retaxation
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 19:05    Sujet du message: Répondre en citant

fa na de izany azy dia tena midangana be mihitsy kosa ilay frais de douane ao Dago e!

Fa izao, hono hoa ry zareo:

Toa hoe efa misy taxe forfaitaire anie amin'ny douane ao e Exclamation

Io ilay atao hoe taux uniforme («flat») de 20% izay efa miahatra manomboka 2006 araka ny loi de finances vaovao farany iny Exclamation

Tsy mba naheno an'io ve ianareo Question

Wink
Revenir en haut de page
raouby
Invité





MessagePosté le: Mer Juil 12, 2006 21:27    Sujet du message: Répondre en citant

tsy le tsy hando taxe rakotobeR no ialako a!fa hitako lafo loatr fotsiny.Sur ve toi fa ra mando taxe ara-dalana daholo reo mpanafatra entana goavana ao mada sy reo karana sy sinoa reo de mbola oatr´izao ny firenana ?60% no alainy amiko de ra maka an izany koa izy amireo tsy efa tafa sika!
Tena aleoko mandefa western union,@ zay mamelona mpiasa privé fa reny tena sariaka sy mahy manaja asa(mazana) toy zay hando 60% n´ny douane nefa ry zalahy sady mampifila no miavona.
Revenir en haut de page
beneny
Invité





MessagePosté le: Jeu Juil 13, 2006 15:13    Sujet du message: Répondre en citant

ry zalahy nge le gasy<kely mba manampy fianakams no tena asiana(@ ara-dalana)fa ny deba be tambatambazany e...sady fialonana koa ny andry zalahy fa ry ry zalahy tsisy mpandefa entana.Mety hitany milay be angamba ny entana nalefan´iala de tadiaviny hatao lavanty,satri refa lavanty de ry zareo iahny no mahazo e.
Revenir en haut de page
Invité






MessagePosté le: Mer Jan 03, 2007 18:20    Sujet du message: Répondre en citant

[quote="beneny"]ry zalahy nge le gasy<kely mba manampy fianakams no tena asiana(@ ara-dalana)fa ny deba be tambatambazany e...sady fialonana koa ny andry zalahy fa ry ry zalahy tsisy mpandefa entana.Mety hitany milay be angamba ny entana nalefan´iala de tadiaviny hatao lavanty,satri refa lavanty de ry zareo iahny no mahazo e.[/quote]
Revenir en haut de page
mpandefa entana
Invité





MessagePosté le: Sam Jan 06, 2007 18:45    Sujet du message: Répondre en citant

ity misy gasy mpandefa etana , eto Paris ry zareo ary azo antoka tsara!! efa 1 an izao ry zareo no nanao io , tsy hitako izay hikianana azy!! 0143813126--0674390499
Revenir en haut de page
Sabroso!
Invité





MessagePosté le: Mar Jan 09, 2007 23:07    Sujet du message: Re: tay be le taxe douaniere ao mada ao Répondre en citant

[quote="raouby"]grave be ry reto fa nandefa entana kely(5kg) nakany mada za a(avy aty allemagne)de 2 mois vao tonga sady terendry zareo mandoa 64 euro ny fianakams vao azo hono,nefa nge ny valeur n ilay entana140euro e,sady efa nando 37 euro za taty alemana.norme ve zany ry zreo sa aferafer a?cadeu ho an ny zandrikely matsy ka izy aza vao mpianatra tsy hanana an izany vola be zany,sady ny taty (dhl) nilaza fa tsy mandoa vola tsony zareo.
zay de merci daholo @ le mamaly e[/quote]

Indrisy fa na dia ho an'ny zandinao aza ny entana dia mampalahelo kanefa tadidio fa ny dikan'ny etra doany indraindray dia hoe vidio eto antoerana fa tsy ilaina ny manafatra.Mino aho fa raha traktera no nalefanao ho an'ny zandrinao dia mety nahitanao hirika ny resaka doany.Tadidio ihany koa fa efa noraran'ny mpamatsy vola fatratra ny fanjakana Malagasy ny @fomba fan galana vola @entana miditra ao Madagasikara.

Tsy haiko aloha izay entana nalefanao fa raha 64 euros no aloha tsy dia lafo io amintsika aty ivelany fa mamay kosa ry havana any antoerana.
Inona moa no tsy hita ao Madagasikara @izao fotoana izao.Aru mora no ny aty aza.
Revenir en haut de page
superman
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 11 Oct 2003
Messages: 151
Localisation: En ligne

MessagePosté le: Mar Jan 16, 2007 17:08    Sujet du message: Répondre en citant

ny mety dia alefa par MIDEX na olona
_________________
Devenez Jeune Leader
Activons le développement de Madagascar
Site des mairies de Madagascar
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
posi
Invité





MessagePosté le: Lun Jan 29, 2007 12:39    Sujet du message: mandefa entana any dago Répondre en citant

manaôna eee!
ity misy société mandefa entana any dago interessant be "mada express service".enlèvement à domicile, livraison à domicile super be sady tô ôtran'ny fiable be le izy sady serieux ny fahitako azy ! andramo hoe!
a partir de 4.50euro / kilo hono.
ity ny service client n'zareo 01 69 79 02 91
de mba teneno za hoe aôna le izy fa za mahita hoe tsara aloha e!
ny site internet n'zareo: mada-express-service.com
zay aloha fa am manaraka e! valio!
Revenir en haut de page
posi
Invité





MessagePosté le: Lun Jan 29, 2007 12:44    Sujet du message: entana makany dago Répondre en citant

aôna ô!
ity hoa misy société hitako mandefa entana any dago interessant be hoe mada express service. Zao hono le izy: livraison à domicile any dago; enlèvement à domicile any france; à partir de 4,50kgs par kilo, super be alo ny fahitako azy .
sady zareo tena ôtran'ny serieux be. movarotra carton ,scotch, carte telephonique à distance sns... sady afaka payer-na par chèque sy carte bancaire sy espèce le izy
Ity numéro sevice client 01 69 79 02 91 de ny site internet mada-express-service-com
de mba teneno hoe za hoe aôna ny fahitanareo anazy!!!
zay fa salut daôlo e!
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Aller à la page 1, 2  Suivante
Page 1 sur 2

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Ebit 2003: le 1er Salon détaxé écrit le 04/09/2003
taxe à l'aéroport ? écrit le 04/01/2006


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII