Serasera @ Teny Malagasy



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
KeySolutions
Invité





MessagePosté le: Ven Sep 08, 2006 15:50    Sujet du message: Serasera @ Teny Malagasy Répondre en citant

Manao ahoana daholo!
Ho anay tsy mipetraka ao Frantsa dia sahirana ihany ilay mamaky sy maminavina ny hevitrin'ny soratra amin'ny teny Frantsay. Izahay aty kosa aloha dia tena miteny gasy daholo ny olona ary maro ireo ankizy zanaka gasy (ray sy reny) no miteny gasy satria na ny any ampianarana aza dia mamporisika ny ray aman-dreniny hiteny sy hampianatra ny zanany ny tenin-drazany. Ny maha sarotra azy dia ny kolitora aty dia raha tsy hiainana sy hiezahana dia tsy tafiditra ao amin'ilay fiaraha-monina ianao satria tsy misy ilay fombafomba Frantsay efa zatra niainana tany Dago.

Betsaka ireo olona nody any Dago avy nianatra na niaina ela taty. Ohatran'ny hitako fa mandeha kokoa ry zareo ny fiainanay noho ireo namana nody avy ao Frantsa na Eropa asa? Lavitra loatra ve aty sa lafo ny saram-piaramanidina sa mahay miaina amin'izay misy rehefa taty amin'ny bekintana samy mandeha samy mitady amin'ny fomba kapitalista? Toizo ary e!

Inona no mampiverin-dalana ireo izay efa tafody?

KeySolutions
US
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Ven Sep 08, 2006 15:50    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
flood Aucune discussion similaire


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII