| Auteur |
Message |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4719 Localisation: madagascar
|
Posté le: Mar Sep 16, 2003 15:22 Sujet du message: Sarina vehivahy miboridana |
|
|
| Citation: | Sarina vehivahy miboridana alahatra amin’ny sarina mpitondra
Tomponandraiki-panjakana maromaro ankehitriny no isan’ny tafiditry ny fahafaham-baraka tsy roa aman-tany, na eo anivon’ny ankohonany, na eo anivon’ny asa aman-draharaha izay iantsorohany. Ity tetika sy fanakorontanana eo amin’ny samy mpitondra andaniny, ary ny fiaraha-monina ankilany, ity indray tokoa mantsy no ataona ankolafin’olona vitsy amin’izao fotoana.
Vola mahatratra hatrany amin’ny iray tapitrisa ariary ka hatramin’ny dimy hetsy ariary no karama omena an’ireo vehivavy sahy mijoro ho vavolombelona amin’ity hevitra maloto ity. Toy izao no tetika ataon’izy ireo amin’izany, izay efa nisy tratra moa ka hiakatra eny anivon’ny Fitsarana eny amin’ity herinandro ity. Alaina sary miboridana, mety ho matory, na mitsangana, na mipetraka, ilay vehivavy karamaina volabe. Etsy ankilan’izay kosa dia efa naka sarina tomponandraiki-panjakana izay tiany halaina baraka ireo ankolafin’olona tompo-marika amin’izany. Apetrak’izy ireo manatrika, na miamboho, na mijery ilay vehivavy miboridana, izay fantatr’endrika sy nokaramaina rahateo ho amin’izany ny sarina olona tiany halana baraka.
Vitan’izy ireo tsara amin’ny alalan’ireny solosaina sy ny fomba maoderina mifandraika amin’izany ireny ny sary rehefa avy eo ( « montages »), ka moa va tsy toy ireny tena izy ireny mihitsy raha tsy jerena maharitra ity « sary vetaveta ». Ataon’ireo ankolafin’olona samihafa ilay paozin’ilay sary, na tsy miboridana aza, asainy mipetraka eo ambonin’ilay vehivavy ilay olona tiany halaina baraka, ao ny mijery fotsiny, ao ny voafelak’ilay vehivavy miboridana tehamaina, ao ny misy efa manamboatra ankanjo toy ny hoe avy nanao inona ireny. Araka ny voalaza ery ambony, sary natambatra sy nataon’ireo maty eritreritra ireo ho fitadiavany vola, na tombontsoa fa tsy tena marina mihitsy ireo naseho. Io sary io ihany koa no entin’ilay vehivavy miboridana any amin’ny tompom-bady sy ny mpiara-miasa amin’ilay olona tiana halaina baraka.
Lazainy amin’izany fa niaraka taminy ny vadinao ka raha tianareo ny hilamina ny resaka sy tsy hahatongavan’izy ity any amin’ny sehatra ambonimbony, dia aoka hifandamina isika. Ary dia takiany vola eo araka izay heveriny fa ilaina ilay vadin’olona tsy manan-tsiny. Ilay vehivavy miboridana eo anatrehan’ny vadinao izao tokoa ve moa no tonga mifanatrika aminao sy mitatitra ny zavatra nataony, tsy ho hafahafa ihany ny raharaha.
Tomponandraikitra ambony telo amina minisitera izao no fantatra fa efa niharan’izy ity, soa fa mailo ny vadin’izy ireo, izay mahalala ny toetram-badiny, ary dia noraisim-potsiny ity vehivavy mpikaraman’ady. Hiakatra fitsarana ato ho ato moa ity raharaha sarina vehivavy miboridana atambatra amina sarina tomponandraikitra ity. Tsy kely lalana tokoa ny ratsy, ka tsy mampaninona ny sasany ny manao antoka sy sorona an-tsary ny tenany mba hazahoana vola. Ny aza mba voany ihany tokoa fa mandraingiraingy ! |
_________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Mar Sep 16, 2003 15:22 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
maxime Invité
|
Posté le: Mar Aoû 01, 2006 19:43 Sujet du message: mitady vady |
|
|
| mitady vady gasy ny tenako fa efa lehibe sy efa miasa aho. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
invitée Invité
|
Posté le: Mer Aoû 02, 2006 9:53 Sujet du message: Re: mitady vady |
|
|
| maxime a écrit: | | mitady vady gasy ny tenako fa efa lehibe sy efa miasa aho. |
Lazao mazava tsara aza ny momba anao ! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
invitée Invité
|
Posté le: Mer Aoû 02, 2006 9:59 Sujet du message: asa |
|
|
Inona moa ny olana amin'izany, mafy koa ny fiainana eto madagakasira hoan'ireo vehivavy ka izay ahazahony vola ihany.
Ireo mpanao politika anie, na misy ary izany na tsy misy efa manao ny ataony koa ireo e!! Ka dia avelao samy manao izay tiny. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
akoholahy Invité
|
Posté le: Jeu Sep 27, 2007 16:30 Sujet du message: |
|
|
| TSy afaka mifaly aho mijery izay satria tsy ahitana ilay sary ato de tsy mi jouir |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Carbonel Cristian Invité
|
Posté le: Ven Fév 01, 2008 8:12 Sujet du message: |
|
|
| manahona dahole gasy mitadi vadi |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4719 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
FRD Invité
|
Posté le: Ven Fév 15, 2008 15:18 Sujet du message: mitady vehivavy ataoko vady maharitra |
|
|
| Tongasoa ianao.Manahoana? Inona ny vaovao? Tsy manankolazaina firy fa izaho mitady vady maharitra ka eo anelanelan'ny 20 taona ka hatramin'ny 26 taona no tadiaviko hiaraka amiko mandrakizay. Misaotra anao mialoha ny namaly ny fangatahako |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
BANDIKELY Invité
|
Posté le: Jeu Mar 27, 2008 15:45 Sujet du message: |
|
|
| je cherche des femmes plus de 36ans pour rencontre et plus. j'ai 30ans |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Jaboady Invité
|
Posté le: Jeu Avr 10, 2008 17:45 Sujet du message: |
|
|
| Mitady sipa milay aho fa ratsy rô! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|