Rencontre Président Ravalomanana/Diaspora

Aller à la page 1, 2  Suivante
 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Invité
Invité

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 14:41    Sujet du message: Rencontre Président Ravalomanana/Diaspora Répondre en citant

Fampiarahabana tratran'ny taom-baovao miaraka amin'ny Filoham-pirenena /
Présentation des voeux par le Président à la diaspora - 26 janvier 2005

Amin'ny fandalovan'ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana eto Frantsa, dia asaina ny Malagasy rehetra anatrika ny lanonana fifampiarahabana tratran'ny taom-baovao, ny alarobia 26 janoary 2005, ao amin'ny Résidence de l'Ambassade, manomboka amin'ny 12h30.
Adiresy : 1, boulevard Suchet, Paris 16ème.
Métro : La Muette.

A l'occasion de son passage en France, le Président de la République Marc
Ravalomanana invite tous les ressortissants Malagasy pour une présentation des voeux qui se déroulera le mercredi 26 janvier 2005, à la Résidence de l'Ambassade, à partir de 12h30.
Adresse : 1, boulevard Suchet, Paris 16ème.
Métro : La Muette.
Revenir en haut de page
Publicité

Posté le: Mar Jan 25, 2005 14:41    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
pitsikilo
Invité

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 17:46    Sujet du message: Répondre en citant

Fa inona no antony hoe anatsona ny malagasy rehetra.I Ravalomanana ve no miha manakarena de ny malagasy rehatra no ande hiobioby azy??
Sa arahabaina izy fa tafita @ fiainana:lasa multi milliardaire.
Maninona raha atao hoe: tongava isika rehetra fa hiarahaba an^lay filoha malagasy nampahantra ny gasy indrindra hatram zao.Raha izay ny lohateny de ho avy daolo zahay ..
Revenir en haut de page
ZAFIMBAZAHA
Invité

MessagePosté le: Mer Jan 26, 2005 22:10    Sujet du message: PITSIKILO Répondre en citant

Aza dia be critique ry Pitsikilo !!!!tsy aleo ve President Riche toy izay President pauvre Ha!!ha!!!!
Revenir en haut de page
Ratrà!
Invité

MessagePosté le: Jeu Jan 27, 2005 19:14    Sujet du message: Répondre en citant

Fa angaha izany ,ilay saina mihitsy no efa voa-kely è!!!!!!!!!!
Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4765
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Ven Jan 28, 2005 9:33    Sujet du message: Répondre en citant

la suite chez nos amis de madagate... que nous avons eu le plaisir d'entre-apercevoir dans le JT de TVM d'ailleurs Wink
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
zafimbazaha
Invité

MessagePosté le: Ven Jan 28, 2005 10:57    Sujet du message: Ra 8. Répondre en citant

INona no tianao ho tenenina ry RATRA??????@io critique n'i Pitsikilo io.
Revenir en haut de page
pitsikilo
Invité

MessagePosté le: Ven Jan 28, 2005 19:28    Sujet du message: Répondre en citant

fanga za mikritika,ny atao hoe mikritika ange de manaratsy zé zava bita sy mitsikera be fahatany é.Ny ahy io zavatra marina be ko,nareo nga aona?? sa tsy zany!! Mandeana any ary de ho itanao ny tohiny,ra tsy efa lasa nody ary lé ravalo iny zay! Sady maninona ko mo izy no arabainé, mo tsy lé paka 19 reny ndray zao no nikarakara an'io,te isolelaka eo fotsiny.Mazoto daolo ary miarahaba an'lay nandetika an'ilay tanindrazako malalako.
Revenir en haut de page
zafimbazaha
Invité

MessagePosté le: Sam Jan 29, 2005 15:57    Sujet du message: Ra8 Répondre en citant

Pitsikilo,fatatro tokoa ny ahiahinao@ tanindrazantsika ,ary dia tena tsara tokoa izany!! fa izay hiarahaba azy dia tsy voatery,ny ahy ny zava-bitany no hitako ,ary tsy midika akory hoe maka 19!!! tsy ny vahoaka Frantsay mihitsy no hanotrona ny President-tsika!!! ka isika indray ve no hanao toy ny valalan'alika.Ny probleman'ny Gasy sasany dia ny Mentalité izay tsymiova ary miteny foana hoe" Mahantra Izahay" ka satrin'ny vazaha ianao tratrin'ny fanjanahan-tsaina.Makany Dago aho Isan-taona ka hitako ny fandrosoana any!!na ny fianan'ny olona, marina fa mafy ny fiainana .Tany Amerika ,Angletera,holland,Espagne Italie aho;fa tsy moramora na aiza ianao, na aiza;koa anjaranao sy adidinao no manasoa ny tanindrazanao izay tena tinao ,Ka anisa n'ireo ny adidin''i President-ntsika

MessagePosté le: Dim Jan 30, 2005 16:16    Sujet du message: Répondre en citant

Ekena ary fa nahavita zavatra tokoa izy ,i ravalomanana io,.tsy misy tsy miaiky an'zany ny olona .Fa tsy aiko ianao na tanin'ny ovina no niala tany dago na tamon'ny ovina.Fa za niala tany t@ mbola fotonany propagandy,niverina aako t@ eritaona,mbola tsy naita fiainana mafy noho zany t@ tataran'i dago.Misy avo telo heny ny vidin'entana sasany,nefa "produit de premiere necessité "zany a.Ary tena hitako mafy toko.Ny vidin javatra mitovy @ vidiny aty eropa nefa ny vola miditra tsy mitovy.
Nahavita zavatra izy oa fa kosa aoka hazava tsara fa t@ izy mbola BEN'ny TANANA,ary naleo ary izy ben'ny tanana toy zay filoha.Ary ny tena loza dia ity,heveriny fa mbola ben'ny tanana fona izy ka ny asa maha ben tanana azy no mbola ataony fa tsy hainy lé mitatana firenena.Tsy hainy lé resaka economika sy fifandraisany ara diplomatika ka mbola vo tapoany ka miteniteny fona ndraindray.Ny fampanantenana be lotra .Ny tena marina de ity:mbola varina mamerina ny vola laniny am-posy t@ propagandy izy ka tsy mahita ny fahoriany vahoka.
Tsy moramora naiza naiza ozy enao ,marina zany,fa reo tanana volazanao reo de tanana misy asa avokoa ary misy ny miasa isan'ora @ reo,ny karama ray andro @ reo no raisin'ny malagasy ray volana raha mandray ary zany fa misy ny tsy mandray sy tsy maita asa.
Ary zay mintsy ko ange no andeanana aty apitandranomasina mba hila ravinahitra hanaso ny tanindrazako,ny napalaelo fotsiny de ry zareo pitondra tena toponandraikitra voloany ndray no tsy manao ny asany @ tokony ho izy.Na dezany aza arabaina iany i madagasikara mbola tsy milefoka sy tsy kivy.
Revenir en haut de page
zafimbazaha
Invité

MessagePosté le: Dim Jan 30, 2005 17:03    Sujet du message: Ra 8. Répondre en citant

Marina ny teninao eo@ ny economie,nefa isika rehetra dia tratran'i GLOBALISATION (mondialisation),ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka ny firenena rehetra ;ary isika dia tsy manana experiences loatra mihoatra ny firenena mandroso eo @ lafiny economie Mondiale.Isika anefa manana ny potentiel eo @lafiny matiere premiere,Tourisme,savoir faire,main d'oeuvre ,sns..... ka io no hezahin'ny economiste Gasy hampisehona aty ivelany.Io koa no mahatonga ny filohan-tsika hitototo atsy sy eroa ary asany io.Ary ny asan-tsika sy adidin-tsika dia ny firaisankina ho an'i Madagasikara na avaratra na atsimo..ny mahatonga nyzavatra ho lafo be koa any Dago dia vitsy ny concurrents nefa isika te -hitovy @ vahoaka occidental,ka hitan'nireo "businessman verreux",avy aty Europe izany dia hararaotiny,.ary POSITIVONS-NOUS!!mba hi-concurrencer- anireo.
Revenir en haut de page
Ratrà!
Invité

MessagePosté le: Lun Jan 31, 2005 10:17    Sujet du message: Répondre en citant

Marina daholo anie ireo voalazanareo ireo,ka tsy misy tonga lafatra,ary i RA-8 irery anie no hanao an'io zavtra io è! Sanatria anie izany...Tsy vitany samy irery io,ataoko fa mazava io...Ka izay indrindra no iarahana mifarimbona na eto na any an-tanin,drazana. Sa ahoana?
Revenir en haut de page
zafimbazaha
Invité

MessagePosté le: Lun Jan 31, 2005 10:42    Sujet du message: Ra 8. Répondre en citant

Ekena izany fa i Ra8 dia tsy hahavita hi-conccurencer-n'i Europe irery koa dia isika Gasy rehetra no mivaotra sy miavotra mba hitondra ny anjara birikin-tsika ary manova ny toentsaina ratsy hananan'ny Gasy sasany izay tsy mahay mi-gerer ny firenena, fa ny sasany be fialonana ny hafa matikambo @ zavatra ridicule!!!koa aoka Hiray hina!!!hiova!!Ny ranomasina no valam-parihin-tsika.
Revenir en haut de page
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Lun Jan 31, 2005 12:48    Sujet du message: Répondre en citant

Marina daholo izany ka mba jereo kely ary ity vaovao ity e!

http://www.madagascar-tribune.com/
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
Diasproravalo
Invité

MessagePosté le: Lun Jan 31, 2005 14:48    Sujet du message: Inona ary ity ben'ny tanana ity ? Répondre en citant

pitsikilo a écrit:
Ekena ary fa nahavita zavatra tokoa izy ,i ravalomanana io,.tsy misy tsy miaiky an'zany ny olona .Fa tsy aiko ianao na tanin'ny ovina no niala tany dago na tamon'ny ovina.Fa za niala tany t@ mbola fotonany propagandy,niverina aako t@ eritaona,mbola tsy naita fiainana mafy noho zany t@ tataran'i dago.Misy avo telo heny ny vidin'entana sasany,nefa "produit de premiere necessité "zany a.Ary tena hitako mafy toko.Ny vidin javatra mitovy @ vidiny aty eropa nefa ny vola miditra tsy mitovy.
Nahavita zavatra izy oa fa kosa aoka hazava tsara fa t@ izy mbola BEN'ny TANANA,ary naleo ary izy ben'ny tanana toy zay filoha.Ary ny tena loza dia ity,heveriny fa mbola ben'ny tanana fona izy ka ny asa maha ben tanana azy no mbola ataony fa tsy hainy lé mitatana firenena.Tsy hainy lé resaka economika sy fifandraisany ara diplomatika ka mbola vo tapoany ka miteniteny fona ndraindray.Ny fampanantenana be lotra .Ny tena marina de ity:mbola varina mamerina ny vola laniny am-posy t@ propagandy izy ka tsy mahita ny fahoriany vahoka.
Tsy moramora naiza naiza ozy enao ,marina zany,fa reo tanana volazanao reo de tanana misy asa avokoa ary misy ny miasa isan'ora @ reo,ny karama ray andro @ reo no raisin'ny malagasy ray volana raha mandray ary zany fa misy ny tsy mandray sy tsy maita asa.
Ary zay mintsy ko ange no andeanana aty apitandranomasina mba hila ravinahitra hanaso ny tanindrazako,ny napalaelo fotsiny de ry zareo pitondra tena toponandraikitra voloany ndray no tsy manao ny asany @ tokony ho izy.Na dezany aza arabaina iany i madagasikara mbola tsy milefoka sy tsy kivy.

Fa inona aloha no tiana ianao tenenina aminy ilay hoe : Tsy mahay mitantana firenana ??? Rehefa ianao no mahay azy dia andana e...
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Aller à la page 1, 2  Suivante
Page 1 sur 2

Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 

Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Rencontre Culturelle Malgache écrit le 02/03/2004
Rencontre Anciens du Lycée d'Ampefiloha écrit le 22/02/2005
LOV*****.COM RENCONTRES AMOUREUSES écrit le 15/03/2005
Rencontres Economiques Franco Malgache écrit le 19/04/2005
Annonce de rencontre malgache écrit le 30/05/2005

Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII