Posté le: Jeu Jan 15, 2004 0:21 Sujet du message: Problema kely
mangataka anareo zay mahay zay tokony atao raha misy olona any dago manao zavatra ratsy @ankizy gasy; misy vazaha zay nividy tany d namboatra trano izy @village kely zay... d misy olona maro milaza fa hoe misy ankizy enfermés ao, d mitomany mafy isan'alina ; ny olona @village io matahotra azy d tsy mihetsika, fa sahirana b ny saiko fa tany dago aho t@ été 2003 d nahita ny tranony, atao hoe forteresse ilay izy, tsy misy raha hita na ny la cour aza. Efa nisy mintsy raiamandreny tonga teo naka ny zanany fa mbola misy ankizy foana ao mety mijaly...
p.s : azafady raha b fautes ny gasy-ko tsy d tsara
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum