Sarina vehivahy miboridana



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
elman
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4719
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Mar Sep 16, 2003 15:22    Sujet du message: Sarina vehivahy miboridana Répondre en citant

Citation:
Sarina vehivahy miboridana alahatra amin’ny sarina mpitondra

Tomponandraiki-panjakana maromaro ankehitriny no isan’ny tafiditry ny fahafaham-baraka tsy roa aman-tany, na eo anivon’ny ankohonany, na eo anivon’ny asa aman-draharaha izay iantsorohany. Ity tetika sy fanakorontanana eo amin’ny samy mpitondra andaniny, ary ny fiaraha-monina ankilany, ity indray tokoa mantsy no ataona ankolafin’olona vitsy amin’izao fotoana.

Vola mahatratra hatrany amin’ny iray tapitrisa ariary ka hatramin’ny dimy hetsy ariary no karama omena an’ireo vehivavy sahy mijoro ho vavolombelona amin’ity hevitra maloto ity. Toy izao no tetika ataon’izy ireo amin’izany, izay efa nisy tratra moa ka hiakatra eny anivon’ny Fitsarana eny amin’ity herinandro ity. Alaina sary miboridana, mety ho matory, na mitsangana, na mipetraka, ilay vehivavy karamaina volabe. Etsy ankilan’izay kosa dia efa naka sarina tomponandraiki-panjakana izay tiany halaina baraka ireo ankolafin’olona tompo-marika amin’izany. Apetrak’izy ireo manatrika, na miamboho, na mijery ilay vehivavy miboridana, izay fantatr’endrika sy nokaramaina rahateo ho amin’izany ny sarina olona tiany halana baraka.

Vitan’izy ireo tsara amin’ny alalan’ireny solosaina sy ny fomba maoderina mifandraika amin’izany ireny ny sary rehefa avy eo ( « montages »), ka moa va tsy toy ireny tena izy ireny mihitsy raha tsy jerena maharitra ity « sary vetaveta ». Ataon’ireo ankolafin’olona samihafa ilay paozin’ilay sary, na tsy miboridana aza, asainy mipetraka eo ambonin’ilay vehivavy ilay olona tiany halaina baraka, ao ny mijery fotsiny, ao ny voafelak’ilay vehivavy miboridana tehamaina, ao ny misy efa manamboatra ankanjo toy ny hoe avy nanao inona ireny. Araka ny voalaza ery ambony, sary natambatra sy nataon’ireo maty eritreritra ireo ho fitadiavany vola, na tombontsoa fa tsy tena marina mihitsy ireo naseho. Io sary io ihany koa no entin’ilay vehivavy miboridana any amin’ny tompom-bady sy ny mpiara-miasa amin’ilay olona tiana halaina baraka.

Lazainy amin’izany fa niaraka taminy ny vadinao ka raha tianareo ny hilamina ny resaka sy tsy hahatongavan’izy ity any amin’ny sehatra ambonimbony, dia aoka hifandamina isika. Ary dia takiany vola eo araka izay heveriny fa ilaina ilay vadin’olona tsy manan-tsiny. Ilay vehivavy miboridana eo anatrehan’ny vadinao izao tokoa ve moa no tonga mifanatrika aminao sy mitatitra ny zavatra nataony, tsy ho hafahafa ihany ny raharaha.

Tomponandraikitra ambony telo amina minisitera izao no fantatra fa efa niharan’izy ity, soa fa mailo ny vadin’izy ireo, izay mahalala ny toetram-badiny, ary dia noraisim-potsiny ity vehivavy mpikaraman’ady. Hiakatra fitsarana ato ho ato moa ity raharaha sarina vehivavy miboridana atambatra amina sarina tomponandraikitra ity. Tsy kely lalana tokoa ny ratsy, ka tsy mampaninona ny sasany ny manao antoka sy sorona an-tsary ny tenany mba hazahoana vola. Ny aza mba voany ihany tokoa fa mandraingiraingy !

_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
Publicité






Posté le: Mar Sep 16, 2003 15:22    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
maxime
Invité





MessagePosté le: Mar Aoû 01, 2006 19:43    Sujet du message: mitady vady Répondre en citant

mitady vady gasy ny tenako fa efa lehibe sy efa miasa aho.
Revenir en haut de page
invitée
Invité





MessagePosté le: Mer Aoû 02, 2006 9:53    Sujet du message: Re: mitady vady Répondre en citant

maxime a écrit:
mitady vady gasy ny tenako fa efa lehibe sy efa miasa aho.


Lazao mazava tsara aza ny momba anao !
Revenir en haut de page
invitée
Invité





MessagePosté le: Mer Aoû 02, 2006 9:59    Sujet du message: asa Répondre en citant

Inona moa ny olana amin'izany, mafy koa ny fiainana eto madagakasira hoan'ireo vehivavy ka izay ahazahony vola ihany.
Ireo mpanao politika anie, na misy ary izany na tsy misy efa manao ny ataony koa ireo e!! Ka dia avelao samy manao izay tiny.
Revenir en haut de page
akoholahy
Invité





MessagePosté le: Jeu Sep 27, 2007 16:30    Sujet du message: Répondre en citant

TSy afaka mifaly aho mijery izay satria tsy ahitana ilay sary ato de tsy mi jouir
Revenir en haut de page
Carbonel Cristian
Invité





MessagePosté le: Ven Fév 01, 2008 8:12    Sujet du message: Répondre en citant

manahona dahole gasy mitadi vadi
Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)


Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4719
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Ven Fév 01, 2008 19:55    Sujet du message: Répondre en citant

Mahafinaritra izany
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
FRD
Invité





MessagePosté le: Ven Fév 15, 2008 15:18    Sujet du message: mitady vehivavy ataoko vady maharitra Répondre en citant

Tongasoa ianao.Manahoana? Inona ny vaovao? Tsy manankolazaina firy fa izaho mitady vady maharitra ka eo anelanelan'ny 20 taona ka hatramin'ny 26 taona no tadiaviko hiaraka amiko mandrakizay. Misaotra anao mialoha ny namaly ny fangatahako
Revenir en haut de page
BANDIKELY
Invité





MessagePosté le: Jeu Mar 27, 2008 15:45    Sujet du message: Répondre en citant

je cherche des femmes plus de 36ans pour rencontre et plus. j'ai 30ans
Revenir en haut de page
Jaboady
Invité





MessagePosté le: Jeu Avr 10, 2008 17:45    Sujet du message: Répondre en citant

Mitady sipa milay aho fa ratsy rô!
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
flood Aucune discussion similaire


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII