Posté le: Ven Jan 26, 2007 13:24 Sujet du message: petite traduction svp ...Merci d'avance
aza manoratra am ity adresse ity intsony fa nisy namaky alohako ny soratra nalefandroky. Aza manoratra eto intsony mandra pahitako iza no namaky an'io.
& ça aussi
Voaraiko tsara fa nanana probl na ordi za efa 1 semaine zay de vo niantso ndray le mpanamboatra. hitan-droky le carte nalefan droky t@ bonane iny tsy mety tafavoaka mintsy de misy ttsy avy @ notaire aty an dafy aty ko . Kay tsy nisy zany adobe zany izy ty de vo nasiana de efa mety tsara zao nanomboka omaly. ary refa avy ny orana de tsy manokatra ordi mintsy za so de misy favoazana eo ny ordi ka simba eo ny kely ananana. Faly ery za manoratra ho an droky. Tandremo ary so de mirisque lotra i roky mitady mitady ny ttsy ka loza eo .Mitandrema iany fa so de ahita angano eo sika roa. manao ahoana i TITI ? ca va v? I TATA alo mba tsy naninona ndray tatoato misaotra ny ao ambony.
Voaraiko ny talata teo NY CHK tany @ Tonton fa efa nanoratra ho an dRapi za io misaotra azy.Ary mbo manao ahoana retsy i rabozaka ao, mbola be mokondo iany nga?
Ny notaire ndray mandefa mail matetika aty amiko ka tsy manahy aho satria lazainy amiko daholo ny zava misy fa ilazako eo roky. ny farany nalefany taty izao dia ny hoe: ny tapa bolana febroary zao izy miralahy tsy maintsy milaza na hividy na tsia ny trano fa refa non ny valiny de io daty io ihany de varotana ny trano fa tsy miandry. Nanome toky a i Jean fa ho karakarain'izy sy ny namany tsara io fa tsy avelany raha tsy vita ary haingana satria malahelo ny mahazo anay mianaka oe izy.
Zay ndray alo fa manoratra ho an droky eo foana za. Tsy misy olana ho an droky akory ty adresse mail ty a! so de mba fantatr ra comms ndray?
Posté le: Mer Jan 31, 2007 15:05 Sujet du message:
aza manoratra am ity adresse ity intsony fa nisy namaky alohako ny soratra nalefandroky. Aza manoratra eto intsony mandra pahitako iza no namaky an'io.
"n'écris plus à cette adressecar quelqu'un a lu avant moi la lettre que tu m'a envoyé. N'ecris plus ici avant que je trouve celui qui l'a lu"
Posté le: Ven Mai 18, 2007 19:13 Sujet du message:
Aaaah, très intéressant... Si je comprends bien, le "Elgado" qui demande la traduction est le fameux commissaire non-malgache, mais probablement époux de Madame, qui ouvre les mails de Madame et tombe sur cette lettre malgache ?
En gros, la traduction, Monsieur Elgado : ce sont des histoires de famille, qui ne vous regardent pas
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum