Ny zava-misy any @ tanana

Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
NyGasyLasaSaina
Invité

MessagePosté le: Jeu Mar 25, 2004 11:07    Sujet du message: Ny zava-misy any @ tanana Répondre en citant

Raha nahamaky ny gazety aho androany dia somary gaga iahany ny tenako mamaky ny zava-misy any an-tanana. "Manino hono no tsy manao "réconciliation nationale" ' raha tsy izany tsy handeha ny firenena" Hoy ry izalahy mpanao politika tao Ambohitantely.

Ny fanontaniko ary halefaso ho rehan'izy ireo : Firy taona moa izy ireo no nanao politika tao ary inona mba handraikiny teo amin'ny firenena ary inona no mba zava-bitany izy ireo hatramin'izay?
Manaraka izany: Ohatradry i Andriamanjato sy Zafy dia izy ireo nanao tsikombakona tamin'ny volam-pirenena "Financemant parallèle" tsy tokony hihiditra am-poja ve izy ireo? saha avela amin'izao fotsiny? Saha ho avelantsika hanao "Réconciliation izy ireodia ho hadino ny zavatra nataony izy ireo"? Dia hanodina volam-pirenena indray izy ireo? Ny zavatra mahagaga : amin'ny volam-pirenana izay nangalarin'izy ireo, na ORINASA iray aza tsy vitany? Fa tena sarotra mantsy ny miasa aradalana amin'izy ireo satrai tsy misy azo hanagalaram-bolam-pirenana. Amin'izy ireo tsy misy dikany izany hatao eo TSEMBOKA na hoe MIASA AMIN'NY MAHA OLONA!
Ianareo ve mba nanao marika tsotsotra amin'ny zavatra hisesehon'izy ireo /
Hoatrinona ny karama izy ireo tamin'izy ireo teo amin'ny fanjakana
Ny ouvrier eto Frantsa aza mbola be karama noho ry zalahy dia avy eo izy mahavita trano na fasana goavana hono izy izany ary nahalo "Cash" izy ireo nefa raha nividiny iray amin'ireo trano ireo na hefa navadika im-polo ny razany izy ireo amiko dia mbola tsy haloha izany izy.

Miala tsiny aho fa aoka ho an'ny TANARO ho heveriko hanan-tsaina sy tsy hanagala-bola-pirenena no hitondra io tany io.
Raha izaho ry zalahy tanaro dia tokony haka handraikitra haingana.
Ary ianareo efa TONTA ireo sady TSY DIA HITA INTSONY NO AMPSENA AZY dia aleo miala amin'ny fahendrena raha toa ka manana izany ianareo. Nefa toa tsy hino an'izany ny tenako.
Revenir en haut de page
Publicité

Posté le: Jeu Mar 25, 2004 11:07    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Invité

MessagePosté le: Lun Fév 27, 2006 18:02    Sujet du message: Re: Ny zava-misy any @ tanana Répondre en citant

NyGasyLasaSaina a écrit:
Raha nahamaky ny gazety aho androany dia somary gaga iahany ny tenako mamaky ny zava-misy any an-tanana. "Manino hono no tsy manao "réconciliation nationale" ' raha tsy izany tsy handeha ny firenena" Hoy ry izalahy mpanao politika tao Ambohitantely.

Ny fanontaniko ary halefaso ho rehan'izy ireo : Firy taona moa izy ireo no nanao politika tao ary inona mba handraikiny teo amin'ny firenena ary inona no mba zava-bitany izy ireo hatramin'izay?
Manaraka izany: Ohatradry i Andriamanjato sy Zafy dia izy ireo nanao tsikombakona tamin'ny volam-pirenena "Financemant parallèle" tsy tokony hihiditra am-poja ve izy ireo? saha avela amin'izao fotsiny? Saha ho avelantsika hanao "Réconciliation izy ireodia ho hadino ny zavatra nataony izy ireo"? Dia hanodina volam-pirenena indray izy ireo? Ny zavatra mahagaga : amin'ny volam-pirenana izay nangalarin'izy ireo, na ORINASA iray aza tsy vitany? Fa tena sarotra mantsy ny miasa aradalana amin'izy ireo satrai tsy misy azo hanasdsdsdsdgalaram-bolam-pirenana. Amin'izy ireo tsy misy dikany izany hatao eo TSEMBOKA na hoe MIASA AMIN'NY MAHA OLONA!
Ianareo ve mba nanao marika tsotsotra amin'ny zavatra hisesehon'izy ireo /
Hoatrinona ny karama izy ireo tamin'izy ireo teo amin'ny fanjakana
Ny ouvrier eto Frantsa aza mbola be karama noho ry zalahy dia avy eo izy mahavita trano na fasana goavana hono izy izany ary nahalo "Cash" izy ireo nefa raha nividiny iray amin'ireo trano ireo na hefa navadika im-polo ny razany izy ireo amiko dia mbola tsy haloha izany izy.

Miala tsiny aho fa aoka ho an'ny TANARO ho heveriko hanan-tsaina sy tsy hanagala-bola-pirenena no hitondra io tany io.
Raha izaho ry zalahy tanaro dia tokony haka handraikitra haingana.
Ary ianareo efa TONTA ireo sady TSY DIA HITA INTSONY NO AMPSENA AZY dia aleo miala amin'ny fahendrena raha toa ka manana izany ianareo. Nefa toa tsy hino an'izany ny tenako.
Revenir en haut de page
njato
Invité

MessagePosté le: Mer Mar 29, 2006 18:38    Sujet du message: Répondre en citant

Ary Ra8 tsy mahavita ninona2 io,harena mitombo vahoaka mihamahantra isanandro,4mi mitombo,makorelina mitombo
Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4758
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Mer Mar 29, 2006 19:38    Sujet du message: Répondre en citant

Bonjour,

Pas de discussions à caractère politique sur MN merci.
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
flood Aucune discussion similaire

Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII