Ny marina tsy mba maty



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Ra-tsy tia mihebohebo
Invité





MessagePosté le: Jeu Aoû 21, 2003 23:01    Sujet du message: Ny marina tsy mba maty Répondre en citant

Evil or Very Mad Lasa izay Tompoko ny razana ka afaka mamaly anareo amin'izay izahay, sady tsy fianankaviana no tsy artiste fa mpanaraka akaiky ny toe-draharaha.
Mr Rivo amanantoanina Tompoko dia sady tsy fianankavian'i Rajaona Etienne no tsy artiste. Nanaraka akaiky ihany izahay ny momba ny fikarakarana an' iTompokovavy VOLA. Ny fianakaviana dia nanao tokoa am-pitiavana sy araka ny fomba Malagasy, ireo tapaka sy namana koa torak'izany. Nefa dia naleon'ny fianankaviana nanao ny adidiny ampahendrena sy am-panetre-tena ka tsy nanaovany antso avo na fangataham-panampiana etsy sy eroa. Maro koa ireo artiste sy tapaka sy namana nandray anjara izay tsy nila rehareha na nitady voninahitra fa fitavana sy adidy amin'ny maha-olombelona sy ny maha aty an-tany lavitra ny razana no nanaovana izany. Vaovao ampitanay aminareo dia noraisin'ny fanjakana Malagasy an-tànana tanteraka ny frais rehetra fampodiana ny razana. Maro be ny olona no tsy nety nandefa famangiana tamin'ilay compte spécial tamin'ny anaran'i Mr et Mme Ramanantoanina noho ny fisalasalana izay tsy hanomezan-tsiny azy ireo fa ny fianankaviana tokoa aza moa mbola eo ka tokony tsy hatao tsinontsinona!
Aiza ve re olona ka faty avy dia ananganana kômity ka atao amin'ny anaran'i Rakoto sy Rabe(hatramin'ny faire-part???) mba ahafahana mampody ny razana hono fa raha tsy izany dia tsy misy mpikarakara ilay olo-malaza??!!
Antsika tsirairay no mamaly any am-pony an'izany. Tsy concert na mariage akory fa fahoriana, ka tsy afaka amintsika malagasy mihitsy ve ny fiheboheboana??!! Ny vola voahangona teto Frantsa dia lazaina fa natolotra ny fianankavian-dRatompokovavy any Dago; fa kosa misy ny tsy manaiky ho gisitra mihitsy ka miborosy any am-badika any mba ahafahana mitsangatsanagana(billet PARIS-TANA-PARIS ho an'i Mr Rivo Ramanantoanaina) sy ahazoana VONINAHITRA izay nolazaina fa ny artiste avy any Madagascar no nandoa izany??? Ianareo koa ve dia tsy hanao soa raha tsy misy takalony toy izany?? Atao ANATRA ho antsika tera-tany Malagasy izay mila ravinahitra aty an-tany lavitra fa
" SOA LAVO HAHAY HAMINDRA ARY SOA KENDA HAHAY HITSAKO" hoy ny Ntaolo. Mba tsy ho tratry ny ohatr'izao intsony anie isika rehetra!!!
Zonareo ny mahafantatra ny marina!!!
Misaotra Tompoko.
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Jeu Aoû 21, 2003 23:01    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Vavolombelona
Invité





MessagePosté le: Ven Aoû 22, 2003 18:52    Sujet du message: Répondre en citant

Marina izany fa tsy ilaina kômita mitondra anaran'iza na iza ny fanampiana amin'ny fahoriana, fa raha te-hanao izany tamin'ny fony manontolo tokoa ireo milaza azy ho mpikarakara ka tsy nila voninahitra na takalony dia nanao izay vitany dans l'anonymat. Fa matoa mirehareha sy miandry valiny (billet), ao raha... fa izahay mahalala tsara ireo olona ireo ary efa nampoizina dès le départ io tantara io.
Revenir en haut de page
tsy faly
Invité





MessagePosté le: Ven Aoû 22, 2003 20:00    Sujet du message: Répondre en citant

Bonjour,

J'ai vu les critiques ici a gauche et a droite et je trouve que c'est bien beau de critiquer. Vous qui critiquez, qu'avez vous fait hein ? (a part critiquer)

Tsy moramora ny manao zavatra, en ce sens, remerciements aux époux RAMANANTOANINA d'avoir essayé, d'avoir pris l'initiative. Des critiques jaloux comme vous les faites, les artistes sont habitués !

Et réfléchissez. Si les artistes (et Madanight et les autres sites que l'on remercie au passage) n'ont pas fait du bruit autour de cette affaire, vous croyez que les autorités malagasy auraient levé le petit doigt ? Tu parles charles oui ! Mais la, vu la pub autour, la question :"mais que foutent l'ambassade et les autorités gasy ?" n'aurait pas tardé a être soulevé donc ils ont préféré prendre les devants et c'est tout a leur honneur.

Et quand a vous polémiqueurs a 2 balles qui soit disant connaissent les "tenants et les aboutissants", la prochaine fois, faites comme Rija, agissez.. sinon Fermez la Evil or Very Mad

a+
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
fa ahoana marina ianareo ireto é ? écrit le 09/08/2005
KRISTIANA MARINA VE ITY MPITONDRA ITY ? écrit le 26/08/2005
marina izany eh! écrit le 19/01/2006
Marina ve fa mety hisy détaxation @volana mars ? écrit le 09/01/2007


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII