| Auteur |
Message |
stéphan R Invité
|
Posté le: Dim Mai 08, 2005 23:18 Sujet du message: Mitady vady fa nahazo LOTO |
|
|
| Nahazo vola be taamin'ny loto aho (+500.000€) ny loza dia tsy vonona mihintsy aho amin'ny fikarakarana io vola io ( tsy mpanao affaires ) Koa Mitady vady entre 19 30 ans eo aho , na manjanaka tsy maninona eto Orléan no misy aho . Te hody any Dago aho nefa tiako vita aty ny mariaziko vao mody..Maika be fa tena faly sahirana aho Misaotra. Raha sérieuse ianao ka manana sesn des affaires dia mba valio ity antso ity. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Dim Mai 08, 2005 23:18 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Nivo Invité
|
Posté le: Lun Mai 09, 2005 18:16 Sujet du message: |
|
|
tsy de hitako lotra ny relation entre ny gain nao au loto sy ny fitadiavana vady, sa mihevitra fa vidina ny vady sy ny fitiavana? tsy magaga ra mbola tsy mahita olona miaraka aminao @ izao mentalité pourri izao, ary ranga be vola ka tsy manao annonce ao @ agence matrimoniale affinité plus
ny tena mapiomehy de tena lainga be fotsiny ity tantarainao!!!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
stephan R Invité
|
Posté le: Mar Mai 10, 2005 21:31 Sujet du message: |
|
|
| Nivo a écrit: | tsy de hitako lotra ny relation entre ny gain nao au loto sy ny fitadiavana vady, sa mihevitra fa vidina ny vady sy ny fitiavana? tsy magaga ra mbola tsy mahita olona miaraka aminao @ izao mentalité pourri izao, ary ranga be vola ka tsy manao annonce ao @ agence matrimoniale affinité plus
ny tena mapiomehy de tena lainga be fotsiny ity tantarainao!!!  |
Aza raisina tohy izany ny antsoko , ny fahatsorako dia midika fa olona tsotra aho, miala tsiny aho raha toha ka mahatezitra ny vehivavy sasany izay tsy tokony hamaly akory na intsony fa efa nahazo fofombady vahaza aho. Izay tsy mieritreritra tohy ianao fa fitiavana + vola = fahasambarana. Miala tsiny raha misitezitra ny vehivavy gasy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
AngelineRakoto Invité
|
Posté le: Mer Mai 11, 2005 3:41 Sujet du message: Nitady vady fa nahazo loto |
|
|
| Ianao io tokoa sao dia efa lasa nivadika ati-doha. Angaha izany no fomba hatao raha hitady vady?Ny vola anie rangahy ity mora lany e.Minoa ahy marimarina ianao fa rehefa lany io volanao io dia ialan'ny vehivavy ianao.Sao dia taitra tampoka ary ianao nahita ilay vola be?Tokantrano tsy miorina amin'ny fitiavana dia zava-poana,ary indrindra tsy miorina amin'ny fitiavan'i Kristy dia tsy maharitra.Toro hevitra ataoko anao dia izao tehirizo tsara any amin'ny banque aloha ny volanao ,dia mivavaha mafy,fa ho avy ny anjaranao.Ary aza tambazana vola izy fa mamitaka anao izany.Hevitro io fa tsy fantatro ny hevitry ny sasany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité Invité
|
Posté le: Mer Mai 11, 2005 10:03 Sujet du message: |
|
|
| Izaho aloha mahalala vehivavy malagasy taitaitra raha vao resaka vola. Tsy mijery raha tsy ireo manana. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ratrà! Invité
|
Posté le: Mer Mai 11, 2005 10:12 Sujet du message: |
|
|
| Un petit conseil: homeo an-dRA-8 io volanao azonao t@ Loto io fa hainy foana ny mampiasa azy dia avy eo ianao dia mahita vady ho azy eo ...Handramo anie è! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
hevitra Invité
|
Posté le: Mer Mai 11, 2005 19:13 Sujet du message: modia |
|
|
| mandeha mody haingana any tanana, dia manaova fiompina sy fambolena, dia manaova asa soa hoan'ny tantsaha fa hotahin'Andriamanitra ianao sady hitombo zato heny ny volanao. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Franceska Invité
|
Posté le: Mer Mai 11, 2005 19:49 Sujet du message: |
|
|
Za aky stephane mba te hifandray amin'la .Ahoana ny fomaba ataoko sa omen'là ana ny numero phone.
Efa ela a no nitady vady fa tsy naita mintsy,efa nanana iany a fa vaza de tsy tiko. Gasy otranao no tiko,de sendra lehilahy nitady koa mo zaho zao de mba namaly ny antsonao.
Tsy mieritreritra ny vola azonao tam loto mintsy a fa za ko aza efa mba manana kely iany.
Fitiavana matotra no tadiaviko,zany hoe mbola aty madagasikara a zao,manninona ra mba hafaranao kely alo ho any orléan.
Manatena valiny akia za. te ahita anao mafy.!!!
bizou bedebe |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4719 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
madanightviewer Invité
|
Posté le: Jeu Mai 12, 2005 2:43 Sujet du message: remarque |
|
|
yo johan , tu laisse passer ce genre de blague sur le forum??  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4719 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
AMIE Invité
|
Posté le: Jeu Mai 12, 2005 8:55 Sujet du message: Re: Mitady vady fa nahazo LOTO |
|
|
ANDEFASO ADRESSE MAIL @ "ralaami@yahoo.fr"
MISAOTRA
AMIE, voudrais te donner CONSEIL D'AMI
(mariée, sans enfant/ habitant la Capital de Mada)
| stéphan R a écrit: | | Nahazo vola be taamin'ny loto aho (+500.000€) ny loza dia tsy vonona mihintsy aho amin'ny fikarakarana io vola io ( tsy mpanao affaires ) Koa Mitady vady entre 19 30 ans eo aho , na manjanaka tsy maninona eto Orléan no misy aho . Te hody any Dago aho nefa tiako vita aty ny mariaziko vao mody..Maika be fa tena faly sahirana aho Misaotra. Raha sérieuse ianao ka manana sesn des affaires dia mba valio ity antso ity. |
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4719 Localisation: madagascar
|
Posté le: Jeu Mai 12, 2005 9:07 Sujet du message: |
|
|
bon, avant que la plaisanterie ne dégénere en autre chose, il est quand meme bon de faire une petite mise au point : madanight ne cautionne absolument pas cette annonce de gain au loto. Si cette histoire est véridique, tant mieux pour notre heureux participant qui a donc gagné des millions.. et bonne chance a lui dans la quete de sa future chere et tendre. Par contre, si cette histoire n'est rien d'autre qu'un gros canular destiné a appater la gente féminine, vous êtes donc prévenues mesdames. Et ne revenez pas dans 6 mois en disant : "madanight ihany no nahatonga anio..."
Et pour celles et ceux qui sont a la recherche de leur moitié, les annonces de rencontre c'est par ici que ça se passe _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
3H Madanaute expert(e)
Inscrit le: 06 Juin 2004 Messages: 82 Localisation: Paris
|
Posté le: Jeu Mai 12, 2005 9:48 Sujet du message: |
|
|
Rakotry ny $$$$$$ EUR dia jamba. Fanina tsy mahita n'inon'inona intsony !!!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
FANILO Invité
|
Posté le: Lun Mai 16, 2005 13:42 Sujet du message: |
|
|
| Hay nareo nahazo LOTO! Tsy tsara ny maLOTO fa andana misasa!!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|