| Auteur |
Message |
cocote Invité
|
Posté le: Lun Juil 31, 2006 16:37 Sujet du message: Re: aza misary gaigy |
|
|
Fa ahoana koa izany? raha izaho no vahivavy dia tsy hanambady olona toy izany.
Mba menatr'olona, raha tsy zazakely ko, tsy heveriko mbola misy olona toy izany any Dago any.[/b] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Lun Juil 31, 2006 16:37 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
JF 26ans, très bon SENS D Invité
|
Posté le: Dim Aoû 06, 2006 19:54 Sujet du message: |
|
|
JF 26ans, très bon SENS DES AFFAIRES. Stéphane passes-moi ton adresse mail et je t'écrirai. Je suis très intéressée et je crois que je suis ce qu'il te faut.
A bientôt |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
betsa Invité
|
Posté le: Mer Nov 08, 2006 0:19 Sujet du message: |
|
|
| izaho vonona fa asa raha ho ekenao ilay zaza ato akiboko fa efa nisaraka t@ ilay sipako aho. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rasi Invité
|
Posté le: Jeu Fév 15, 2007 9:30 Sujet du message: valiny |
|
|
efa mitapy daoly tenisany zarao amin'ny gasy mpitaingintamboho ny volan'la refa tsy hita izay anaovana azy na hifiro  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
fanampiana Invité
|
Posté le: Dim Fév 18, 2007 11:18 Sujet du message: |
|
|
| Mba mangataka fanapiana avy am stephane azafady ra mety;zay fonao! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Dim Mar 04, 2007 11:38 Sujet du message: Re: Mitady vady fa nahazo LOTO |
|
|
[quote="stéphan R"]Nahazo vola be taamin'ny loto aho (+500.000€) ny loza dia tsy vonona mihintsy aho amin'ny fikarakarana io vola io ( tsy mpanao affaires ) Koa Mitady vady entre 19 30 ans eo aho , na manjanaka tsy maninona eto Orléan no misy aho . Te hody any Dago aho nefa tiako vita aty ny mariaziko vao mody..Maika be fa tena faly sahirana aho Misaotra. Raha sérieuse ianao ka manana sesn des affaires dia mba valio ity antso ity.[/quote] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Dim Mar 04, 2007 11:39 Sujet du message: Re: Mitady vady fa nahazo LOTO |
|
|
tsara ianao raha mizanona celibataire fa raha sendra gasy lehilahy tia vola ianao dia very [quote="stéphan R"]Nahazo vola be taamin'ny loto aho (+500.000€) ny loza dia tsy vonona mihintsy aho amin'ny fikarakarana io vola io ( tsy mpanao affaires ) Koa Mitady vady entre 19 30 ans eo aho , na manjanaka tsy maninona eto Orléan no misy aho . Te hody any Dago aho nefa tiako vita aty ny mariaziko vao mody..Maika be fa tena faly sahirana aho Misaotra. Raha sérieuse ianao ka manana sesn des affaires dia mba valio ity antso ity.[/quote] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Dim Mar 04, 2007 11:45 Sujet du message: |
|
|
ianao ve adala ramatoa ?? RAHA IZAHO NAHAZO AN'IZANY VOLA BE IZANY MIVIDY TRANO 1 aho any mada , manao voyage tour du monde ,
classe any amin'ny banque hangalana zanam-bola ,
raha sendra lehilahy gasy tia vola ianao dia inona no hataonao ???INONA INTSONY NY MAHORY ANAO MIVIDY TRANO DIA HAMPANOFAINA
VADY ANGE????? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Lun Mar 05, 2007 13:04 Sujet du message: |
|
|
| MANINONA IANAO RAHA MAKA RENDZ VOUS AVEC VOTRE CONSILLEURS BANQUIER |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
xl Invité
|
Posté le: Mer Mar 14, 2007 15:38 Sujet du message: |
|
|
loto = loka
pas bon,
"miditra @ makarakara dia mivoaka @ kiloadoaka" |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bonga Invité
|
Posté le: Dim Mar 25, 2007 23:40 Sujet du message: |
|
|
| zavatra tsotra no ambarako an'ialahy ry stephane aza mba matin'ny ambo mpandainga ialahy sao de mba tsy mazaka sipa ary lelen'ty ny bavin'ialahy sy ny renin'ialahy vadina de leleo fa izy no mety satria amin'izay ny volana loto porin'ialahy anareo mianakavy de mba omeo koa i dadan'ialahy i leleny any bebean'ialahy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Rabesa Invité
|
Posté le: Dim Juin 03, 2007 9:23 Sujet du message: |
|
|
| Za koa lesy tia an´` ialahy ah! ny ahy manko lehilahy no tiako, koa mety amintsika samy rangahy izany ny miaraka , dia ampiako tsara ialahy handany io vola io. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Jeu Juil 05, 2007 12:21 Sujet du message: |
|
|
| manangana orin asa aty madagasikara de mora mahita vady ela |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Voahangy Invité
|
Posté le: Lun Juil 09, 2007 20:01 Sujet du message: |
|
|
lay hiran'i Samoela no hamaliako azy.
<<mila>>.
Andefaso sosy za de hividianako billet ho any @nao de hanao sipa aloha sika fa ts mety @ fisainana gasy zany tonga de mifankahita de manambadyb zany sady masosotra no fantatra hoe ny volanao aloha no tiako zay vao hitako eo ny bogositenao .Fa raha ratsy be enao de iantohanao ny billet hiverenako fa sao za oainina .De ny indamnitéako de payéna par jour .Fa ra milay be kosa enao de ts maninona raha ts misy indaminité. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
FARA2 Invité
|
Posté le: Jeu Juil 12, 2007 15:50 Sujet du message: |
|
|
za aty paris akaiky ihany za zanaka panana fa te ahita anao mpandainga be io de rôvina?  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|