Posté le: Lun Jan 17, 2005 21:18 Sujet du message: Mitady an`i ra-steph, RAdo, haritiana, Felicien, Tony..
Ka ahoana ry akama lisany a!
I Ra-Boss, akama tao @Clairefontaine ihany lesy ity a! Mba tonga eto an-tanana lesy ny bandy ka mba tia hiresadresaka amin`ny akama taloha, tsy iza moa izany fa ireo izay misoratra io ambony io ny ananrany, fa koa, ireo hafa tia ihoana amiko.
Raha mba hitan`iray @ areo ity annonce ity, dia mba andefaso email ahy @ adresse ity : tseheno@hotmail.com, mba hahafahan-tsika hiresadresaka kely.
Raha mba sendra fantatrareo ireo olona ireo, dia mba andefaso email ahy mba ahafahako mi"etablir contact" @ ry-jareo. Misaotra betsaka mialoha ary Mandra-pihaonana.
Andry (alias Boss)
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum