Misy dikany vé ny angezan'ny ........



 
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
izahoo
Invité





MessagePosté le: Lun Fév 14, 2005 9:02    Sujet du message: Misy dikany vé ny angezan'ny ........ Répondre en citant

Misy dikany vé ny angezan'ny an'lehilahy rehefa manao firaisana?
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Lun Fév 14, 2005 9:02    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
sipagasy
Invité





MessagePosté le: Jeu Juin 16, 2005 22:06    Sujet du message: Répondre en citant

mba manontany tena ny amin'izany koa za fa hatramin'izao mbola tsy nisy valiny mintsy.
Revenir en haut de page
Petakely
Invité





MessagePosté le: Jeu Juin 16, 2005 22:27    Sujet du message: Répondre en citant

:oops: tena tsy mahazo aina zahay vehivavy raha kely ny an'ny akama satria tsy misy plaisir ho anay mihitsy hany ka mahakizitina na miady na sorena avy eo satria tsy misentir inona fa dia misafo fotsiny ny fahenona azy ka ,ka mba efa betsaka ny produits mahangeza an'io @zao ka mba mieritrereta zay kely ny azy,mahatonga fisarahana mantsy io enfin!c'est vrai!mahamenatra ihany fa dia aleo tenenina ihany. :oops: Ka tena misy dikany mihitsy io.Raha fohy loatra koa moa dia vao maika loza![/b]
Revenir en haut de page
bolida
Invité





MessagePosté le: Lun Juil 04, 2005 17:23    Sujet du message: Répondre en citant

Petakely a écrit:
:oops: tena tsy mahazo aina zahay vehivavy raha kely ny an'ny akama satria tsy misy plaisir ho anay mihitsy hany ka mahakizitina na miady na sorena avy eo satria tsy misentir inona fa dia misafo fotsiny ny fahenona azy ka ,ka mba efa betsaka ny produits mahangeza an'io @zao ka mba mieritrereta zay kely ny azy,mahatonga fisarahana mantsy io enfin!c'est vrai!mahamenatra ihany fa dia aleo tenenina ihany. :oops: Ka tena misy dikany mihitsy io.Raha fohy loatra ko :oops: Idea Arrow moa dia vao maika loza![/b]
koa maninona no mody mikikibe enao rehefa manao isika! :oops: :oops: :oops: :oops:
Revenir en haut de page
Bozikely
Invité





MessagePosté le: Mar Juil 05, 2005 18:45    Sujet du message: Répondre en citant

F'angaha mahatsiaro tena fa kely ny anao?matoa izy mikika dia mahazo tsirony Laughing fa mieritrereta na izany aza satria mety tsy hanakivy anao izy raha mahatsapa ianao fa kely ny anao Question alors :P
Revenir en haut de page
tabory
Invité





MessagePosté le: Ven Mar 17, 2006 5:27    Sujet du message: Répondre en citant

é!aza mora kivy ry kely lataka ny ahy koa an'ie mba kely fa mampijaly,
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Tsy misy papier nefa tmanana moyen hody écrit le 12/06/2007
tsy dia misy écrit le 17/11/2006
Ary tsy misy alatra écrit le 09/12/2006
Ny zava-misy any @ tanana écrit le 25/03/2004
Mba mila vehivavy fa mipetraka atia andafy dia tsy misy gasy écrit le 30/03/2005


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII