Posté le: Mer Juin 07, 2006 15:13 Sujet du message: Re: mila toro-hevitra,entreprise
Joseph a écrit:
Te hampandroso ny tsenako za ,ahoana no atao mba ahazoana mihindrambola,iza no tena tsara @ ireo mpampihindrana(otiv, cecam,...)
ny otiv no fantatro hoe afaka mampindrana anao eo @ 19 millions fmg eo ho eo ny ambony indrindra ary averina ao anatin'ny 2 taona, raha tsy diso aho fa ny cecam tsy fantatro fa tsara angamba raha ianao no mandeha manontany ireo organisation ireo!
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum