Mba mila vehivavy fa mipetraka atia andafy dia tsy misy gasy



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Manantsoa
Invité





MessagePosté le: Mer Mar 30, 2005 14:07    Sujet du message: Mba mila vehivavy fa mipetraka atia andafy dia tsy misy gasy Répondre en citant

Mila vehivavy gasy 15 taona mipetraka atia suisse izaho ka mba te i fampireska ana gasy itia ny adresse mail ko lelika12@yahoo.fr
Afarko makatia suisse raha mety ny ray amandreniny
15 taona izaho Marc no anarako
3 ans zaho izy no atia suiisse
Mba manatena valiny
Tsy atako sipa fa mba ifampiresana fotsiny
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Mer Mar 30, 2005 14:07    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
dadatoa2
Invité





MessagePosté le: Mer Mar 30, 2005 18:28    Sujet du message: Tsy mahazo, kely taona Répondre en citant

Vao kely io elà de tady hanao sipa sahady??? Maninn tsy bandy hoatranelà jerena fa Rolling Eyes

dadatoa
Revenir en haut de page
zafimbazaha
Invité





MessagePosté le: Jeu Mar 31, 2005 18:40    Sujet du message: Re: Tsy mahazo, kely taona Répondre en citant

dadatoa2 a écrit:
Vao kely io elà de tady hanao sipa sahady??? Maninn tsy bandy hoatranelà jerena fa Rolling Eyes

d
Ka maninona kosa ary izy no tsy mba hinamana @zazavavy ry Dadatoa a!!!!mba hovay ny toentsaina é!! ARCHAIQUE be ianao izany....mitovy taona @ notadiaviny......
Revenir en haut de page
pitsikilo
Invité





MessagePosté le: Jeu Mar 31, 2005 20:38    Sujet du message: Répondre en citant

tena tsy manina mintsy izy ra mitady vevavy fa ny tsy mahazatra de ity.@ io taonany io tena mbola ftonan'ny fikotina tsara mintsy,mety mbola ho taratara aminy daolo ny joba,kanefa lédala to mila olona sahady.
ny efa zokinjokina no mba mila fanapina kosaé.
zany hoe tsy maninona aloé.aleo ko mitady mialoha @ zay tsy sahirana tsony refa any arina
Revenir en haut de page
vahiny mpandalo
Invité





MessagePosté le: Mar Avr 12, 2005 13:51    Sujet du message: Re: Mba mila vehivavy fa mipetraka atia andafy dia tsy misy Répondre en citant

Manantsoa a écrit:
Mila vehivavy gasy 15 taona mipetraka atia suisse izaho ka mba te i fampireska ana gasy itia ny adresse mail ko lelika12@yahoo.fr
Afarko makatia suisse raha mety ny ray amandreniny
15 taona izaho Marc no anarako
3 ans zaho izy no atia suiisse
Mba manatena valiny
Tsy atako sipa fa mba ifampiresana fotsiny


+++
Mba mila correspandante gasy any a madagascar 14na 15 taona fa izaho dia mipetraka atia suiisse 15 taona izaho Marc no anarako 1 ans izaho zay no mipetraka atia suisse itia ny adresse aza i fampiresana lelika12@yahoo.fr

== inona ny tena marina lo e? un an sa 3 ans? miresaha tsara lo se!!! Laughing Laughing Laughing
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
LALAON'NY NOSY Andriamilandy Maiwenn Kintan’ny basikety mala écrit le 16/08/2007
mitady sipa milay écrit le 16/01/2007
Tadiom-pitiavana - Roman amin'ny teny gasy milay - online - écrit le 03/05/2006
mila toro-hevitra,entreprise écrit le 02/06/2006
Mila vaova+o momba ny RAP gasy aho écrit le 18/12/2006


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII