| Auteur |
Message |
ramalagasykely Touriste
Inscrit le: 20 Juil 2003 Messages: 3 Localisation: Heidelberg
|
Posté le: Ven Nov 07, 2003 23:52 Sujet du message: Mampalahelo sady mahamenatra |
|
|
Ho anareo izay manoratra @ teny frantsay, dia mba mieritrereta kely aloha fa tena mahasosotra be ireo diso e! Tsy ny fanafohezan-teny akory fa ny tsipelin-teny mihitsy. Maninona raha atao teny gasy dia vita e!
Fanakianana hahasoa no ataoko fa tsy fitsikerana.
Tsy maninona mihitsy ny manoratra @teny vahiny fa mba hezahina tsy asiana diso. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Ven Nov 07, 2003 23:52 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spiderman Madanaute confirmé(e)
Inscrit le: 10 Déc 2002 Messages: 57 Localisation: Antananarivo
|
Posté le: Sam Nov 08, 2003 6:59 Sujet du message: |
|
|
Misy ireo tsy mahay manoratra teny firantsay (na frantsay) ka ny fanoratana miendrika sms no sisa hialana bala.
Fa maninona ianao no sarotiny @ teny frantsay kanefa toa tsy sarotiny @ teny malagasy ? _________________ Dépannage informatique et Infogérance |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
RL Invité
|
Posté le: Sam Nov 08, 2003 14:59 Sujet du message: Teny Frantsay, teny Malagasy!!! |
|
|
Tsy hoe tsy sarotiny aho @ teny malagasy fa tsy mahatsikaritra diso be loatra rehefa mamaky ny pejin'ny teny malagasy.
Mihinam-bary aza misy latsaka, ka misy ny fahadisoana azo leferina ihany , fa ny ao @ pejin'ny teny frantsay dia ny fahalalana fototra mihitsy no tena tsy ao.
Tsy midika akory hoe tena mahafehy ny teny Frantsay na Malagasy aho fa miezaka ny tsy anao diso be loatra. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
195.68.59.9 Invité
|
Posté le: Mar Nov 11, 2003 14:17 Sujet du message: |
|
|
| rayback a écrit: | Misy ireo tsy mahay manoratra teny firantsay (na frantsay) ka ny fanoratana miendrika sms no sisa hialana bala.
Fa maninona ianao no sarotiny @ teny frantsay kanefa toa tsy sarotiny @ teny malagasy ? |
Izay anie le mba mahavoa antsika malagasy e! efa hoe teny farany rsy hay io ka mbola inona indray ny olana raha sanatria mandiso? ho ahy aloha dia ny mandiso teny malagasy no mampalahelo ahy e. marina e! ny teny vahiny tsara raha hay fa tsy tokony hisy mahamenatra raha mandiso satria tsy hay tany ankibo akory io. mba teneno fotsiny hoe miezaha e. za izao dia tena faly satria efa mihamihezaka mahafehy tsara ny teny malagasy koa! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4763 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Gasy Invité
|
Posté le: Mer Nov 12, 2003 9:00 Sujet du message: Teny madio |
|
|
| Mandehana daholo aloha mianatra na Teny Frantsay na Teny Malagasy, fa mahamenatra è! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Mer Nov 12, 2003 16:01 Sujet du message: |
|
|
| aza mitapitapy è |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spiderman Madanaute confirmé(e)
Inscrit le: 10 Déc 2002 Messages: 57 Localisation: Antananarivo
|
Posté le: Mer Nov 12, 2003 21:01 Sujet du message: Le mec international |
|
|
Vous connaissez l'histoire du mec international ?
- Dis-moi, pourquoi as tu ce drôle d'accent quand tu parles ?
- Eh toi, arrête de faire des remarques sur mon accent, toi tu ne parles que français, alors que moi je parle l'anglais, l'allement, l'espagnol et l'italien : c'est normal s'il y confusion d'accent, je suis un mec international moi.
Vita tompoko (ny tantara). _________________ Dépannage informatique et Infogérance |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rindra Invité
|
Posté le: Jeu Nov 13, 2003 13:35 Sujet du message: aza miseho mahay |
|
|
| hevitra ny ampitaina eto fa tsy lesona akory. rehefa tsy mahazaka ianao aza mamaky ! fa avelao kosa ireo izay manak'ambara ambosaka ny any am-pony. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
204.192.133.103 Invité
|
Posté le: Lun Déc 15, 2003 13:01 Sujet du message: Re: aza miseho mahay |
|
|
| rindra a écrit: | | hevitra ny ampitaina eto fa tsy lesona akory. rehefa tsy mahazaka ianao aza mamaky ! fa avelao kosa ireo izay manak'ambara ambosaka ny any am-pony. |
DOA AHOANA REHEFA MANORATRA AMIN'NY PATRON? TOA OHATRY NY BE FITSIKERANA DAHOLO NY ATO? IZAHAY TSY MAHAY MITENY FRANTSAY SATRIA TSY BONNEM-BAZAHA AKORY NA MAKORELY?
SATRIA IZAHAY DIA VICTIME TAMIN'NY FANAGASIANA NATAON-DRATSIRAKA? DIA AHOANA? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
204.192.133.103 Invité
|
Posté le: Lun Déc 15, 2003 13:11 Sujet du message: Re: aza miseho mahay |
|
|
| 204.192.133.103 a écrit: | | rindra a écrit: | | hevitra ny ampitaina eto fa tsy lesona akory. rehefa tsy mahazaka ianao aza mamaky ! fa avelao kosa ireo izay manak'ambara ambosaka ny any am-pony. |
DOA AHOANA REHEFA MANORATRA AMIN'NY PATRON? TOA OHATRY NY BE FITSIKERANA DAHOLO NY ATO? IZAHAY TSY MAHAY MITENY FRANTSAY SATRIA TSY BONNEM-BAZAHA AKORY NA MAKORELY?
SATRIA IZAHAY DIA VICTIME TAMIN'NY FANAGASIANA NATAON-DRATSIRAKA? DIA AHOANA? | NEFA IZAHAY DIA MBA TE HANORATRA AMIN'NY TENY FRANTSAY? TSY TOKONY MBA AHITSINAREO MAHAY VE? FA TOKONY MBA ALEVINA IM-PITO MANDIFITR'OLONA AMIN'IZAY ILAY REHEFA MAHITA OLONA MBA MITENY FITENY HAFA DIA HIOMEHEZANA? SATRIA TSY FITENIN-DRAZANA IO AN! ESORY AMIN'IZAY ILAY TOE-TSAINA HOE REHEFA MITENY FRANTSAY AHO INDRINDRA DIA OLONA AMBONY? TSY FANTATRAO INY OLONA INY? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4763 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|