Posté le: Jeu Juin 02, 2005 12:55 Sujet du message: mampalahelo ny zavamisy any amitsika
ny mpanohitra mankahala ny mpitondra
ny mpitondra mankahàla ny mpanohitra
ny mpitondra tsy te hahalàla ny mahantra
ny mpitondra tsy mahay mitondra
ny jiro tsy misy ny téléphone tapaka...
LOZA ITY REY OLONA...
Posté le: Jeu Juin 02, 2005 13:05 Sujet du message: Re: mampalahelo ny zavamisy any amitsika
gasy kely a écrit:
ny mpanohitra mankahala ny mpitondra
ny mpitondra mankahàla ny mpanohitra
ny mpitondra tsy te hahalàla ny mahantra
ny mpitondra tsy mahay mitondra
ny jiro tsy misy ny téléphone tapaka...
LOZA ITY REY OLONA...
ny mpankahala dia mahay manaratsy tokoa
kanefa ve mba azo hantenaina ahay kokoa?
ny angatahana dia aza mba manapaoka zavatra hatrany hatrany
sao avy eo izay vao tena hoe mandrora mitsilany
Posté le: Ven Juil 29, 2005 17:10 Sujet du message: Tsy mahagaga anie ny zava misy e !!!!!!
Tokony tsy ho taitra isika fa mitombona mihntsyny zava misy @ izao fotoana izao ( vary lafo jiro tapaka ; vidim piainana miakatra .......
Ary ny olona mpombaan dravalo dia mbola sahy miteny hoe mila faharetana ny zavatra rehetra .
Fa inona ary ny hoanaina mandra piandry an' izany eee?
Sa hoe mino fotsiny ihany !!!!!!!!!!!
aza taitra ianareo fa mbola ho lasa GRAVE io fiainm pirenena io !!!!!!
Fa angaha ity DETAXATION ity foana no vaha olana ee ??? Ny fomba fijery ny mpitondra manko rehefa hasorina ny taxe ( droit de douane ) dia hoe mihena ny vidi-javatra ( vary ) Fa hono hoy aho mba jerevo ny détaxation t@ resaka ciment nanao ahona ny vidin' ny ciment niakatra sa nihidina ???? Mba valio aho hoe ????
Dia inty indray détaxer indray ny vary !!Dia mety hidina ve ny vidiny vary !!!!!!!!!
ny reska toe karena ohatran' ireny dia tsy atao maimaika fa tokony dinihana tsara !!sa hoe izy hono BUSINNES MAN dia resaka coup de baton ohatran' izany dia hanova ny conjoncture ,,,,???????
Fa maninoa raha hampidinina ny vidiny produits tiko dia mba mihinanaronono daholo ny gasy kely ( @ izay mba tsy malnourri !!!!!!!!)
Hevitra
Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
Posté le: Ven Juil 29, 2005 19:23 Sujet du message:
moi j'aurais une simple question : vous qui êtes à l'étranger, est-ce que, conformément à ce que vous déclarez ici, vous attendez votre gagne-pain par rapport aux gens qui vous gouvernent ?
est-ce que c'est par exemple Chirac personnellement qui remplit votre assiette ? _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ? Passer une annonce gratuite
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum