| Auteur |
Message |
btgenie Invité
|
Posté le: Jeu Aoû 11, 2005 1:01 Sujet du message: madagascar et la surproduction |
|
|
Mba misy solution efa nolazaiko foana e! Fenoy vary sy katsaka ny tampon-tanety rehetra, ampiasaina ny miaramila hamboly. Omena asa ny any Ambatolampy hanamboatra angady sy fitaovana entina mamboly dia lasa io!! amin'ny herintaona tahaka izao raha io no tanteraka dia manao SURPRODUCTION i Madagasikara fa ela ny ela.
Sandry no ampiasaina aloha fa ny antsika mbola miandry fitaovana hary fomba avy any Allemagne sy etsy sy eroa entina mamboly!! dia miandry tokoa moa izany!!!! fa efa izay no baiko hoe mahandrasa kely fa kely sisa. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Jeu Aoû 11, 2005 1:01 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Jeu Aoû 11, 2005 15:32 Sujet du message: |
|
|
| mora ny mitsikera fa sarotra ny manantanteraka. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
btgenie Invité
|
Posté le: Ven Aoû 12, 2005 0:10 Sujet du message: |
|
|
ianao ve dia mihevitra fa sarotra be ny mamboly vary sy katsaka, raha izany zavatra atao hoe "minime" izany no sarotra amin'ny fitondram-panjakana izay misy ankehitriny, dia inona no zavatra mety ho mora ho vita??
Raha toa ny ahy tsikera mampivoatra, inona moa no olana?? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
honohoaho Invité
|
Posté le: Sam Aoû 13, 2005 12:34 Sujet du message: re |
|
|
Hono ho aho,... ianao miteny io, vonona ianao hitana angady hamboly vary sy katsaka sa izay le hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko ihany?
Tsara aloha ilay hevitra fa io anie ilay fomba fisainana malagasy sy ilay hakamoana mihitsy no mila ovaina e! Va dire à un paysan gasy d'optimiser le système d'irrigation déjà, ils vont te repondre: "hatrizay naha teto ny razambe-nay io rano io nandalo teo foana koa nahoana no akisaka?" (je l'ai entendu de mes oreilles) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
btgenie Invité
|
Posté le: Sam Aoû 13, 2005 14:57 Sujet du message: |
|
|
Ny olona raha nandroso, tsimaintsy niainga tam point 0 aloha vao tonga am toerana misy azy. Ny "production" tany am-boalohany mbola "manuelle" fa rehefa nandroso ny tany izay vao "automatisée". Ka ny mahavoa antsika gasy dia hiantehitra am machine de production avy any ivelany sy ny tariny anefa raha toa ka tsy misy retour tsara sy mahafatifaty ho an'ny mpanampy dia eo aloha "miandry fa gasy". Dia mino dia mino eo foana foana dia ny tena miha-reraka!!!!
Alao mihetsika fa sady création d'emploi izany no fanasoavana ny tanindrazana no ahitan-tsoa satria hioty izay nambolena avy eo.
Ka inona ary, rehefa te handroso tsimaintsy mihezaka ary ianao ve mihevitra fa kamo ny gasy??? hitady asa aza atao!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
Posté le: Sam Aoû 13, 2005 15:09 Sujet du message: |
|
|
moi je me prends plus la tete avec les grandes théories "les Malgaches devraient faire ceci, les Malgaches devraient faire comme cela".. Comme il a été dit, les Malgaches sont comme ils sont, c'est comme ça et pas autrement.
conclusion, j'ai pris mon angady et je laboure mon champs, sans rien demander à personne.. ni rendre compte à qui que ce soit  _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Na ly Invité
|
Posté le: Mar Aoû 16, 2005 12:05 Sujet du message: |
|
|
| webmaster a écrit: | moi je me prends plus la tete avec les grandes théories "les Malgaches devraient faire ceci, les Malgaches devraient faire comme cela"..
... |
D'autant plus que des milliers d'hectares de terrains cultivables et cultivés ont été ensablés par la déforestation, l'érosion des sols et durant les derniers cyclones. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sata Invité
|
Posté le: Mar Jan 31, 2006 14:37 Sujet du message: |
|
|
fa maninona ary nareo nanana zany hevitra milay be zany raha mande mamboly any dago fa tsy miletika aty andaf be theorie fotsiny aty
mba jereo ranga NY REALITE ao mikozy
ampianariko andrazoky fa mila vola zany mamboly zany oh: zezika ,masmboly,fanafody bibikely... sa kosa angamba bozaka ny eritreretindrazoky hambolena eny antapitanety mety milay ka mihinambilona daholo @zay ok! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
|
Posté le: Mar Jan 31, 2006 19:34 Sujet du message: |
|
|
| Fa hono ho aho ry btgenie ianao marina ve no nahita sy namoaka izany hevitra izany? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|