Lanterne TAXI - Fivondronana ve no fauple sa ...?



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Actualité et Médias
Auteur Message
Invité01
Invité





MessagePosté le: Ven Mai 11, 2007 14:21    Sujet du message: Lanterne TAXI - Fivondronana ve no fauple sa ...? Répondre en citant

Mampalahelo ny fitondran-dRavalo satria dia mampijaly tanteraka ny madinika...Fa dia natao hampamanana ny efa manana hatrany !
Aiza ho aiza ny hevitrareo @ hoe : raha sendra very ny Lanterne an'ireny Taxi ville ireny, na simba, na koa misy mangalatra, dia miandry eo @ telo volana eo ho eo (procedures be mihintsy...) vao mety hahazo solony izay VIDIANA any @ fivondronana... Raha HAHAZO koa...

Zany hoe : raha vaky ve ny pneu an'ny fiaran'i Patrick RAMIARAMANANA na Hery RAFALIMANANA dia mety hiandry 3 volana zareo vao hanao mission...

Ny TAXI anefa tsy mission na fialam-boly fa tena famelomana ankohonana, ary anisan'ny hoe mitrongy vao homana... Vola azo anio no omena ny vady aman-janaka atao sakafo, frais, JIRAMA, sns...

Mety hisy hanana soson-kevitra ve mba hanovana izany ??
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Ven Mai 11, 2007 14:21    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Invité






MessagePosté le: Ven Mai 11, 2007 18:57    Sujet du message: Répondre en citant

Ny vaha-olana dia tsy misy, mitanty any io fitondrana io izay isika rehetra mandritra ny dimy taona ho avy sy ny roapolo taona manaraka eo Very Happy
Revenir en haut de page
Invité






MessagePosté le: Sam Mai 12, 2007 22:11    Sujet du message: Répondre en citant

Dry, maninona raha kolena na manao lanterne gasy mandra-pà, dia azavaina hoe vaky ilay izy?
Raha manana taratasy mazava sy ara-dalàna anie ianao dia asehonao fa tsy mauvaise foi ilay izy fa accident eh!
Mahagaga ahy ilay izy f'angaha ny lanterna ao tana niova ho vera ka hoe vaky?
Averiko indray mahagaga ahy izany satria ny polisy toa mi-comprendre daholo ihany na hoe tena stricte aza ry zareo, asa fivelomana ve dia hajanona telo volana kosa?
Revenir en haut de page
soatiana
Invité





MessagePosté le: Jeu Juin 28, 2007 10:44    Sujet du message: Répondre en citant

Marina mihintsy izany fa tsy mba moramora ny fahazoana ny lanterne vaovao raha sendra very ny lanterne taxi ireny. Mila miandry dimy volana raha haingana indrindra vao mahazo... Nefa anie mety ho accident de travail, na nisy nangalatra no nahavery azy fa tsy atandrevaka e !
Sa dia hisy hanao fanahy iniana ve hanary lanterne lafo be ohatran'ireny ? Toa 30.000 Ariary tokoa moa no vidin'izy ireny ?
Sady efa hividy ianao izany no ampiandrasana ela be vao mahazo nefa asa fivelomana isan'andro ??
Aiza ho aiza ny drafitrasanao momba izay Prézidà oooooo!
Revenir en haut de page
taximan
Invité





MessagePosté le: Lun Juil 09, 2007 15:25    Sujet du message: lanterne taxi Répondre en citant

Afaka manamarina ireo voalaza ireo aho, momba ny fahasarotan'ny lalana hahazoana lanterne vao² raha sendra very izany...

Mijaly izahay mpamily @ zany satria mamelom-bady amanjanaka tokoa !
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Actualité et Médias Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
flood Aucune discussion similaire


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII