Posté le: Mer Oct 12, 2005 14:35 Sujet du message:
misy an'ilay hoe Serana koa any ampitatafika, io no tena raitra raha ny eto amin'ny tanàna hatramizao raha ny fahitako azy aloha, toa hoe ry zareo ilay tompon'ny karting no mikarakara io koa ka any amin'ny srk angamba ianao no tsara manontany! eo ankadifotsy no misy ny birao-ny
Posté le: Ven Oct 14, 2005 15:24 Sujet du message:
misaotra ndrindra anao!
lehibe ihany ve izy io? tsy izany fa tsy any antanana mantsy izahay dia zay no matonga anay mampitaha araky ny fahitan'ny olona aloha
à +
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum