JIRAMA



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Malagsy
Invité





MessagePosté le: Sam Mar 10, 2007 13:22    Sujet du message: JIRAMA Répondre en citant

Tena mba ahoana ihany ary ity ho avin'ny firenena ity raha momba ny resaka angovo? Raha raisin-tsika ohatra resaka jiro dia maro @ toerana eto Mcar no tsy tratran'ny herin'aratra.
Izay mba tratrna'ny jiro indray dia mampalahelo fa limité ny azony ampiasainy. Tena mba hita mba manao izay hafany ihany ny JIRAMA fa toa tena tsy mbola vitany ihany ilay izy h@ izao tena mampalahelo e!
Raha misy ireo mpiray tanidrazana mba te hanao trano ka raha mba mivoaka kely an'antananrivo fotsiny dia efa manana olana goavana satria : na tsy tafiditra ny rano na ny jiro tsy mahazaka mzana koa tsy misy compteur hono ao @ Jirama. Raha handeha hividy compteur na ranao inao any ivelany ka omena ny Jirama hapetany dia tsy manaiky ry zareo satria truqué-n'olona hono ilay izy nefa moa izany ry zareo tsy manana ka dia eo izany ianao no raisina e!
Raha mba nanotanina indray ny Jirama momba ny resaka fanamparitahina ny jiro dia tena olana goavana hoy izy dia hangalarin'ny olona indray cable sy ny tyau de aiza indray no ahatafavoaka @ izany...
Tena mampalehlo ry zareo ny firenena fa mba ampio izay mba manana hevitra.
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Sam Mar 10, 2007 13:22    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
JIRAMA et tutti quanti écrit le 09/03/2005
Une Peugeot 309 qui s'écrase sur un poteau de la JIRAMA écrit le 16/02/2007
La crise à la JIRAMA écrit le 01/06/2005
Energie Solaire : alternative à la JIRAMA ? écrit le 17/01/2006
Jirama: 400 milliards fmg de dettes écrit le 15/03/2003


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII