| Auteur |
Message |
Ny akama Invité
|
Posté le: Jeu Juil 15, 2004 11:23 Sujet du message: Jacques Sylla |
|
|
Aona ihany olona miseho azy Hautain be io eh!!! Sa ho avy indray i protegista (Chirac) ny dia hoe avelao io PISO be anay ho eo ihany fa omeny Euro kelikely ihany nareo.
Maninona moa raha degager na any ilay ariary be io. Tsy mamely io Piso be ny Frantsay io eh!!!
Andriamatoa Ravalomanana mba mihetseha moa ianao fa aza dia ampitahorin'izay Frantsay tsy dia mahomby ara-politika iraisa-pirenena akory.Ho avy ingahy be ny Sylla dia tsy sahy intsony hisambotra an'i Tantely sy Ratsiraka intsony ianao.
Hatrizay ianao nahavita ihany nampandroso an'i Tiko tsy niaraka t@ Frantsay koa izao vao tsy sahy. Ataovy ilay Dingana lehibe eh!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Jeu Juil 15, 2004 11:23 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rabaina Invité
|
Posté le: Mer Sep 08, 2004 10:12 Sujet du message: |
|
|
| Aiza kosa no dia lazainareo fa tsy mahavita azy io Rabainanay io e? Tsy rariny kosa an fa tandremo an. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ny Akama Invité
|
Posté le: Jeu Nov 11, 2004 14:03 Sujet du message: Ra jacques Sylla |
|
|
Hay kosa d'efa arovana ery Rabainana anareo satria mba hisy ihinana ny Sasany indrindra ireo tsy mamely toa an-dry MAHAZAKA sy ny Tamatave tsy alehany ireo.
Nefa toa Goa Veri ne Manta tsa mamely koa.Raha mandamindamina sy miseho olona mahay dia toa hainy ery.Matahotra ery sao hiala dia miantso lava any @ Reny malala.
Raha milay lery rangahy ataovy mangina ry Be Paraky sy ireo Sasany tsy mamely fa manimba ny fiainanam-bahaoka.
Sa kosa RAVALO no tena kabosy matahotra Frantsay.
Iza @ izay no tokony esorina fa TSA MAMELY MIHITSY. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bhierry Invité
|
Posté le: Sam Jan 15, 2005 18:51 Sujet du message: |
|
|
L’extrême pauvreté malgache ne cesse de s’approfondir trois ans après l’élection du nouveau présent RAVALOMANANA.
Le peuple malgache était persuadé par les promesses faites par le nouveau président durant ses propagandes alors on lui a mis au pouvoir pour diriger le pays.
Actuellement, il y a un homme, la seule personne qui bloque totalement le développement envisagé par le Président. Le gouvernement n’est pas en position de force pour soulever le fond du problème malgache. Le chef de l’exécutif n’est pas du tout l’homme compétent pour gérer ce gouvernement, et ce n’est plus un secret pour tout le monde en ce moment car même les ouvriers des usines le savent.
Quand est ce qu’il va fondre, quand est ce qu’il disparaîtra ? C’est la question qui se pose dans la tête des gens actuellement. Est-ce qu’il y a une pression de la politique internationale qui oblige le président à ne pas le remplacer ?
Le seul espion qui bloque de développement c’est SYLLA Jacques. Est-il probable que ce sera le législatif qui va lui censurer pour que ce sera légal et plus légitime au point de vue international? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
invité Invité
|
Posté le: Dim Jan 16, 2005 18:09 Sujet du message: |
|
|
Cher ami, qu'est ce que vous croyez, il est là car votre veneré President profite de la faiblesse de son 1er ministre pour s'enrichir. Ne croyez pas qu'il n'y a pas de dvpt à Mada, puisque bientôt on l'appellera l'Etat TIKO. Peut etre aussi que ce 1er ministre là tient le Pdt par les c....
Affaire de chantage, qui sait... En tt cas, la seule personne à mon avis qui entraine Mscar au fin fond de l'abime c son dirigeant. Si on enleve ce dirigeant, son 1er ministre s'en ira aussi. Et advienne que pourra...
ka zao re ry zalahy a, samy tokony hesorina izy mi-tsamy fa samy tsy aninn tsy aninn. Ny ray mameno pôsy, ny ray kabôsy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kinga Invité
|
Posté le: Lun Juil 11, 2005 23:16 Sujet du message: jacques sylla |
|
|
| Marina mihintsy izany fa tokony esorina izy roalahy ireo. Fa ny somary nanaitra ahy ny fametra-pialan'ilay Ambassadeur Gasy tany Canada. Tsy nahazaka ny fanogaogana nataon'i Ra 8 hono. Une semaine Ra8 no tany Canada. Fa iSylla izany tena record amin'ny fahazakana ny teny mahery sy ompa ataon'ny Ra8 @y an? Telo taona zakan'i Sylla, nefa ity une semaine. Ireo Minisitra ireo koa torak'izany. Ny heno fotsiny aloha dia ny Minisitra Ranjivason torana t@ conseil de ministre iny e! Novandravandrain'i Filoha dia torana nifamonjena. Tsy fitantanana an'i Tiko anie Mr Le President no entinao ity e! Mila olona calme fa tsy romondromotra . Sao dia MANAMOLY kosa ary ity president-ntsika ity. Misy mikozy aloha izany fa ho hita eo ihany ny tohiny e! Aza hitako ka miara MANAMOLY @y ao koa izy efa-dahy @ FFKM? Ny mason'i Cardinal aloha ohtran'ny tsy normal rehefa mivoaka ao mbohitsirohitra @ ireny interwee ataon'ny Journaliste ireny e! Haleloia! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Nj Madanaute expert(e)
Inscrit le: 01 Juin 2005 Messages: 1625
|
Posté le: Mar Juil 12, 2005 13:35 Sujet du message: |
|
|
"La critique est facile, l'art est difficile"
web, t'as un lien pour l'ancien édito ?
Et sinon à nos amis fins politologues, je voulais vous demander par qui on pourrait bien remplacer ces deux-là (Pdt + PM) ?  _________________
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kinga Invité
|
Posté le: Mer Juil 13, 2005 17:00 Sujet du message: Jacques Sylla |
|
|
| Amiral RATSIRAKA Officier be iny voasolo koa maika ity fatina Mpivaro-dronono sy sisam-bazaha ity ve no tsy voasolo e! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
hentitra Invité
|
Posté le: Lun Juil 18, 2005 17:23 Sujet du message: |
|
|
Marina daolo kosa ze tenen'ny olona eto a.tena ze olona otryreo ve de tsy voasolo kosa.
Sady ravalo entin'ny tsy fahaizany nin nin de mody masika de @ zay hono atao hoe mahay mitondra. Matin'ny menace ko ny eo ambany fahefany de miforitra. Tena mety ho herbivore mintsy kery io ka. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
marina Invité
|
Posté le: Mer Juil 20, 2005 7:54 Sujet du message: |
|
|
mahagaga izany olona hoe tsy mahay ninonina nefa tompon ny entreprise anakira anisan ny matanjaka indrindra ao amin ny ocean indien.
Ary nga hentitra mba inona? cachan? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4765 Localisation: madagascar
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Nest Invité
|
Posté le: Mer Juil 20, 2005 15:08 Sujet du message: Jacques Slla |
|
|
| Raha enao io ve ra-Marina mahazo exenoration total @ entana ampidirinao eny @ la douane mandritran'ny 10 ans ataoko fa nahatafatsangana ozinina raitra be ohatra an'io Tiko io. Atao ahoana fa izao ilay fahamarinana sy fahamasinana e! Io vazaha be nareo io tena tsangan'olona tsy manana personalité mihintsy. Manalabaraka ny Tanindrana. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boly Invité
|
Posté le: Dim Juil 31, 2005 16:48 Sujet du message: Re: Jacques Slla |
|
|
| Mandinika ny zava-misy any Dago io za dia tena menatra mihintsy. Ny Pdt ny Assemblée dia hita fa olona tsy manana ny maha olom-panjakana (home d'etat) azy mihintsy. Lehilahy lehibe mitsonantsonam-pitenenana. Aleo tsy nampianarina ny zanaka raha ohatra an'ireny ny fampiharany ny fahaizany. Eo hoe hametraka demission de lasa mangataka fametraham-pialana indray. Matahotra ny ho gadraindry Ra8? Faharoa dia iny fihetsika nataon-dra8 t@ foara Salama tao @ Palais de sports iny. Lehilahy matim-boninahitra. Tsy nisy mpitsoka mozika sy miaramila nanome voninahitra hono dia nindongy tao anaty fiara nandritra ny 45mn. Sagnagna mihintsy. @ izay eo amasom-bahoaka no haneoana ny fahatezerana. DIZINA koa angamba izy t@iny. Mahazaka marina io Sylla io kah. Raha tsy metisse Senegaly ohatran'io PM io tsy mahatanty an'izany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
guest Invité
|
Posté le: Mer Oct 12, 2005 19:06 Sujet du message: Madagascar prime minister |
|
|
Hi!
I have write an essay about the prime minister of Madagascar. Could anyone tell me where I can find out some information about him?
Thank you very much!
Ana |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|