Iza no Mety Hahavita azy aty Dago?



 
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
Mahiratra
Invité





MessagePosté le: Mer Sep 08, 2004 11:06    Sujet du message: Iza no Mety Hahavita azy aty Dago? Répondre en citant

Na tiantsika na tsy tiantsika dia azo lazaina fa mandalo fasahiranana ny vahoaka malagasy amin'izao fotoana izao; tsy misy izay tsy mikaikaika. Inona no antony hoy ianao? Tsotra ihany: mikaviavia ny mpitondra satria handrakandrana daholo ny rehetra fa tsy misy tetika maty paika mba hampandrosoana ny firenena. Voalohany:

- natao ny detaxation; na tiantsika na tsy tiantsika (izaho izay manoratra dia mpanohana tanteraka an dRa8 kanefa mahita ihany koa fa misy madilana ho tentenina) dia nisy fiantraikany ngezabe tamin'ny toe-karena io politika io; tsy voadinika tsara akory ireo izay rehetra mety ho voatohitohina tamin'io (les diverses parties en jeu) fa dia nampiharina fotsiny amin'izao ilay politika (policy hoy ny anglisy); moa ve ny tamby azon'ireo nahita tombon-tsoa tamin'io politika io nahasahana ny fahavoazan'ireo tsy nahita tombon-tsoa? (le gain du gagnant a-t-il permis de compenser la perte du perdant?) toy izany fanontaniana izany no tokony hapetraka alohan'ny hampiarana politika iray fa tsy atao handrakandrana, araky ny fitenin'ny VPM Zaza hoe "on apprend en faisant"; ireny mantsy ilay atao hoe "a peu-preisme"

- tsy misy intsony ny laicete de l'etat: nijery ilay film-vaovao an'i Mel Gibson aho dia tora-kovitra satria dia ireo miseho ho azy ho mpitondra fivavahana tany Israely no nanao izay namono nahafaty an'i Jesoa Kristy nohon'ny fiheverany fa "secte" ny christianisme. Toy izany koa ny zavatra mety hitranga amin'ity fidiran'ny filoham-pirenena amin'ny fitantanana ny FJKM; manahy mafy aho fa ho hatao haza lambo ireo lazaina fa sectes, kanefa, iza eto an-tany no sahy milaza fa ny fivavahany no tena marina. Aoka re isika mba hisokatra amin'izay ny fomba fijery fa dia marivo salosany loatra.

- Investissements Directs Etrangers: natao daholo izao fomba rehetra izao mba hisarihana ireo mpanam=bola vahiny kanefa dia tsy tonga ry zalahy; fa inona ny antony? satria, manahy izy ireo fa ho potehina rehefa rahatrizay ka miroborobo ny orinasany; tsy tantin-dRa8 mianakavy mantsy izany: jereo fotsiny ange ny nahazo an'i Andry TGV e? jereo ny nahazo an'i Cotona? tsy afaka mba nadefitra kely ve?

- point d'achevement: tsy mbola tratra akory ny point d'achevement dia nahely nanerana an'i Madagasikara fa afaka ny trosantsika; lainga be izany. Fa maninona no matik'ambo be tohizany isika ka nefa dia tsy mbola misy rirany akory ny amin'izany? izany ihany ange no mahavoa e? tsy manenjika olona mihitsy aho eto fa manao tsikera fotsiny ihany ny zavatra izay tokony harenina. Aoka mba tsy ho fahanan-dainga ny vahoaka malagasy fa ho fantany foana ange ny marina e. Ankoatry izany, tsy dia tokony hidedaka be mihitsy isika raha toa ka ho tratra aza izany point d'achevement izany satria midika izany fa tsy mbola mahavita azy ny firenena satria na dia natao aza ny fanarenana dia mbola tsy afaka mi-gerer ny trosantsika isika. Ankoatry izany dia, tsy ny resaka point d'achevement akory no tokony hifotoran'ny politika fampandrosoana: ireo firenena afaka mampivoatra nyvarotra any ivelany ihany no azo antoka fa handroso haingana fa tsy ireo izy tsy mihevitra hafa tsy ny hamorona trosa vaovao.

- lalana: tena ilaina ny lalana amin'ny fampandrosoana; ka nefa aoka hazava fa tsy ampy raha toa ka ny lalana ihany no hatao kanefa ny vokatra tsy miakatra akory; tokony ho fantatsika fa agriculture de subsistance no aty Dago, ka tsy ny lalana velively no hampitombo ny vokatra: mila fanovana toe-tsaina makadiry, ary tsy ho tonga amin'izany fanovana izany mihitsy isika raha toa ka tsy misy orin'asa na vahiny na tera-tany izay manao agriculture intensive et extensive (fortement mecanisee et a grande echelle). Ankoatry izany: fantaro ihany koa fa trosa vaovao no ataontsika amin'izao fotoana izao amin'ity fanamboaran-dalana ity, ary affaires maloto no ao ambadik'itony fanamboaran-dalana itony matetika. Faly ery isika rehefa misy mba lalana kely vita kanefa dia tsorina etoana fa zavatra faran'izay mora (satria azo refesina tsara) raha oharina amin'ny sehatra hafa ny asa famaboaran-dalana.

Betsaka ny azo dinihina mba hanatsarana ny fampandrosoana an'i Madagasikara; kanefa dia mila olona matotra no sady manana fanetren-tena izany, no sady mahay tanteraka ny tetik'asa fampandrosoana. Ireto ary misy anarana azo dinihina mba hanampiana ny famirapiratan'i Madagasikara; heveriko am-panatren-tena fa manana ny fahaizana sy fahendrena ireto olona ireto amin'ny hitondrana ny goveremanta (ho PM izany), ary izany dia tsy tokonu hijerena mihitsy izay mety ho fihaviany:

- Atoa Norbert Lala Ratsirahonana: sady efa nanao ny asa na PM no manana fahaizana momba ny administration publique

- Atoa Velompanahy Aristide: sady efa ministra no olona "integre"

- Atoa Rajaonarivony Narisoa: sady efa VPM no manana fahaizana manokana mikasika ny fitondrana (administration publique)

- Atoa Rajaona Andriamananjara: President-ny Akademia Malagasy ankehitriny ary manam-pahaizana manokana momba ny toe-karena

Mety ho maro noho ireo no olona afaka mitana izany andraikitry ny maha PM izany, saingy ireo aloha no hitako ho misongadina. Ka manantena aho fa mba hijery ihany izao soso-kevitra izao ny filoha Ra8.

Farant tena farany: tsy tsikera fahatany izao nataoko izao fa fanampiana ihany koa ny fitondrana; koa am-bava omana, am-po miherotra.

Mandra-piresaka dajolo indray
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Mer Sep 08, 2004 11:06    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Kalasoa
Invité





MessagePosté le: Lun Avr 18, 2005 22:39    Sujet du message: IZA NO METY HAHAVITA AZY ATY DAGO Répondre en citant

Zaho aloha tsy mpanao politika fa miezaka ny mba ho au courant @ fiainam_pirenena Malagasy.Ka io anie zao e!raha tsy eo ianao tsy mahita zay tena fandehany ary misy anefa ireo capable fa tsy omena toerana,ary ny sasany aza nesorina satria nahoana?Izy irery ihany mahalala ny antony ka zava-tsarotra ihany izy ity.Sarotra marina ny hilaza fa tsy nahavita azy Ra8,tena nanao tokoa izy aloha fa Andriamanitra matahotra,kanefa kosa dia niantraika t@ireto vahoaka izany,miereta kely hoy izy dia mandamparahovina ary?Minoa fotsiny ihany,ka raha zao ny mitohy dia aleon'olona mino ny feon'ny fieritreretany ka aleo tsy atao ela loatra fa manova zavatra enfin.Tsy ratsy ny idiran'ny Fivavahana @ resaka politika nefa kosa ny Fivavahana tsy azo atao fitaovana hanatsemana zay tsy mety,na natao handrebirebena olona fotsiny,na atao titre e!tsy mamely!mbola ezaka be aloha ny antsika Malagasy?Marina fa tsy mora ny mitondra olona fa jerena ihany zay marimaritra iraisana e!MBANJINO NY HO AVY HANATSARA NY ANKEHITRINY,zay no mba azoko tenenina.Ka io betsaka ny milaza fa mahavita azy ,ka raha tapitra handrana hahavita daholo dia mba hiditra koa aho.
Revenir en haut de page
avana
Invité





MessagePosté le: Jeu Avr 21, 2005 15:03    Sujet du message: IZA NO METY HAHAVITA AZY ATY DAGO Répondre en citant

Kalasoa a écrit:
Tsy ratsy ny idiran'ny Fivavahana @ resaka politika


Pas tout à fait d'accord, "la religion est l'opium du peuple". Une fois que tu parles de fivavahana, tout le monde se tait! En ce qui me concernes, on ne doit pas mélanger les choses.....
Revenir en haut de page
Kalasoa
Invité





MessagePosté le: Ven Avr 22, 2005 20:59    Sujet du message: Iza no Mety Hahavita azy aty Dago Répondre en citant

Ka zay indrindra no nanasiako ny hoe "Kanefa koa tsy natao hanetsemana ny zavatra atao".Marina ny teninao hoe tout le monde se tait vao resaka Fivavahana no mandeha,satria @ maha Fivavahana azy zay dia sarotra ny handraisana azy,satria io resaka Andriamanitra ny debat ao!ka lay fitaritana azy @sainy vahoaka no tena mila fahaiza miteny ny zavatra tiana hampitana @ olona fa amboamboarina fotsiny.Tena zava-tsarotra e!
Revenir en haut de page
Einstein Von Politik
Invité





MessagePosté le: Lun Mai 16, 2005 13:55    Sujet du message: Re: Iza no Mety Hahavita azy aty Dago Répondre en citant

Réponse à la lettre de Mahiratra.

Une décision politique est le résultat d'un mélange savant de l'esprit philosophe avec celui du cartésien.
Le résultat escompté ne porte cependant jamais ses fruits qu'au bout d'un certain temps. Même les meilleurs experts en économie des instituts financiers internationaux arrivent rarement à atteindre d'une manière satisfaisante leur objectif.
En 30 ans , la banque mondiale à rectifier 6 fois ses politiques envers les pays du tiers monde .
Le monde évolue, un programme de développement ne s'achète pas en kit préfabriqué . Aucun économiste sur cette planète ne prétend détenir le meilleur plan pour booster la croissance de tel ou tel pays, ce serait de la pure démagogie. Une erreur se corrige et avec la mondialisation le programme, aussi bien ficelé soit-il peut se gripper et se compliquer.

Le simple fait de profaner un livre du coran peut engendrer la hausse du prix du carburant , et bouleversant ainsi notre politique du transport transport par exemple.

Mais un chef d'état qui persiste dans ses erreurs sera sûrement sanctionné lors de la prochaine élection.

Notre économie est basée sur le secteur primaire. Le riz étant la base même du survie des malgaches, ce n'est pas mettre les charrues avant les boeufs que de construire des routes ou de les entretenir. Au contraire le désenclavement les poussera à produire plus et avec l'exportation , contribuera à la croissance économique. D'autre part, et grâce au MCA ils pourront travailler sereinement une terre qui sera titré à leur nom, d'une part et ils auront accès au prêt financier pour améliorer leur productivité.

La mécanisation, M Ratsiraka la faite. Des centaines de tracteurs en provenance d'Algérie ont été disséminés un peu partout dans l'île. Mais faute de maintenance et de responsables attitrés, les engins ont fini leur jour aux mains des ferrailleurs.

Même cause, peut être , même effet ? M Ravalomanana est en train de mécaniser notre agriculture , une centaine de tracteurs sont déjà en action sur nos champs , des centaines de motoculteurs sont aussi entre les mains d'exploitants agricoles. Mais les résultats tardent à venir , faute d'organisation logistique adéquate( semences, engrais etc...). Mais il ne faut cependant pas oublier que nous ne sommes qu'au démarrage de la mise en oeuvre du programme de développement .

En ce qui concerne la laïcité, il faut revenir sur terre, nous ne sommes pas encore au stade du Dalaï Lama ou de l'intégrisme iranien.
Fusionnés ou séparés, politique et religion ne peuvent que s'influencer mutuellement et naturellement à Madagascar. Le font-elles au nom des réalités dans la poursuite de leurs intérêts respectifs ou au nom des principes, d'une vision du bonheur malgache, dans une quête de légitimité?
FFKM ou FJKM ou autres , le résultat est là, des écoles ou des œuvres sociaux voient le jours, faisant pâlir certains ONG de jalousie..
Concernant Andry TGV et Cotona, je partage votre avis. Mais n'oubliez pas qu'il y a eu aussi l'affaire Galana qui a sans doute donné quelques sueurs froides aux nouveaux postulants.

Madagascar , malgré le calme social relatif, est sous l'observation permanent des investisseurs potentiels. Janvier 2005 a été la date le la libéralisation du multifibre , le fauve asiatique a été lâché , l'Europe et même les USA en tremblent. Tous les investisseurs sont dans l'expectative en scrutant l'évolution de notre pays au contact avec le marché international.

Madagascar grouille de partis politiques et de pseudo politiciens de même acabits que ceux des années 60, mettant à mal l'évolution de notre jeune démocratie. Tous les politiciens pensent détenir la vérité ou la bonne marche à suivre.

Les débats politiques portent le plus souvent sur des règlements de compte personnel , ou sur des problèmes de forme , ou les intérêts personnels transcendent les intérêts généraux.

Dans un tel climat politico-économique, les investisseurs , dont M Ravalomanana a déjà pas mal de soucis pour les charmer , réfléchiront à plus de deux fois avant de s'aventurer dans notre pays.

Point d'achèvement : no comment.

Betsaka ny zavatra azo dinihina mba hentina ampadrosona ity firenena ity, hoy ianao . Marina tokoa izany. Ny tena tsara dia tsy mistikera fotsiny ny zavabitan'ny mpitondra, fa ny tokony atao dia ny fanomezana sosokevitra mivantana.

Tsy ny fanolona ny PM no tanjona fa ny famenona ny lesoka . Jereo ange ny tamin'ny androny iPr Zafy e!!! governemanta telo no fanesy...ny tetika niafina dia nitranga tamin'ny fisehon'ny empèchement iny.
Ady seza foana no nisy teto an'ity firenena krotika ity.

Raha fintinina ny sosokevitro dia toy izao:
1°) Ajoro ny tomponandraikitra maharitra momban'ny PPN

2°)A très court terme et moyen terme, le choix est cornélien car il faut assurer la maintenance et la production de l'électricité tout en mettant à la disposition des ménages des poêles fonctionnant au pétrole, au gaz ou à l’électricité. Vu la vitesse à laquelle disparaissent nos forêts, il n’est pas encore trop tard pour agir.

3°) A long terme, il serait judicieux de baser la production d'énergie électrique par la construction de barrages hydrauliques. Actuellement la consommation nationale est de 795 méga kWh alors que la production n’est que de 841 méga Kwh dont 60% fonctionnent au thermique et 40% d’origine hydraulique, et vu le prix du baril se stabilisant entre 50et 60 dollars , le choix est sans équivoque. Le pétrole de Mahajanga ( si il y en aura) nous servira à rétablir nos déficits dans les balances de paiement. Mais Bianco devra dorénavant se préparer car le pétrole est parait-il très salissant.

4°)Et avec le programme ci-dessus, protéger le reste de nos forets primaires par la mise à la disposition des ménages, de réchauds électriques à bon marché. Le tarif de l’électricité devra être fixé par zones. Les construction de maisons seront regroupées pour réduire le coût d’installation de l’électricité.

5°) Instaurer au seing du fokonolona le programme d'entraide pour la réalisation d'habitation en pise et chaume , dans un style purement malgache. ( cet aspect assurant le confort , la santé , la sécurité , entraînera une répercussion positive sur la croissance ).

6°)La gendarmerie et le service civique assureront la sécurité et le développement dans le monde rural.

7°) L’école primaire jusqu'au BEPC sera réformée par l’ introduisant, outre les matières de bases comme la lecture et le calcul , l'initiation aux métiers et à l'instruction civique. En effet, vu le revenu très faible des familles en milieu rural, les jeunes abandonnent très tôt leurs études, il est alors préférable de mettre à la disposition du marché du travail des personnes ayant des notions ou connaissances professionnelles, que des jeunes désoeuvrés venant gonfler les rangs des tireurs de pousses ou devenir des délinquants professionnels dans les grandes agglomérations.
En ce qui concerne les grandes écoles, une équivalence de certains diplômes est souhaitable pour que nos étudiants puissent parfaire leur connaissance à l’étranger.

8°) L'industrie et l'artisanat devront évoluer dans notre pays avec des textes de lois les garantissant un protection contre les intempéries de la mondialisation.

9°) Les hôpitaux ou établissements similaires devront être accessibles ou à la portée de tout le monde. Les médicaments génériques doivent être mis en vente en priorité et les médicament en général doivent subir des contrôles pour lutter contre les faux produits.

10°) Créer des centre d'apprentissage de l'artisanat ( fonderie , menuiserie , tissage, poterie, briqueterie , sculpture, marqueterie , maroquinerie etc..) pour la consommation locale, pour le tourisme et l'exportation.

11°) L'accueil du public par les fonctionnaires devront être fait avec cordialité et dévotion. (ce qui permettra à long terme la formalisation de certains commerces et familiariser la population active au marché financier et celui du travail ).

12°) Intensifier la lutte contre le tabagisme, l'alcoolisme et la banalisation de la consommation des drogues, source de régréssion sociale et culturelle.

13°) Libéralisation du vol long courrier avec l' aménagement d'autres aéroports ( ex vol direct USA , Japon , Angleterre, Allemagne etc..) afin de promouvoir le secteur touristique source non négligeable de devises.

14°) Développer l'art culinaire malagasy ( présentation et utilisation de nouveaux ingrédients)

Cette liste n'est pas exhaustive mais néanmoins , elle pourra attirer l'attention de nos dirigeants à rectifier ou non leur tire
Revenir en haut de page
Invité






MessagePosté le: Lun Mai 16, 2005 20:07    Sujet du message: Répondre en citant

Citation:
L'accueil du public par les fonctionnaires devront être fait avec cordialité et dévotion.


oui, oui, oui, il faut signer où pour avoir la moitié du quart de ça ?

Citation:
Développer l'art culinaire malagasy ( présentation et utilisation de nouveaux ingrédients)


c'est fondamental effectivement ! je me demande pourquoi nos dirigeants n'y ont pas encore pensé.
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
Tsy mety écrit le 13/02/2004
Marina ve fa mety hisy détaxation @volana mars ? écrit le 09/01/2007


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII