| Auteur |
Message |
rajohn Invité
|
Posté le: Mer Fév 09, 2005 5:09 Sujet du message: insecurité a tana. Inona ny vahaolana e? |
|
|
Tena betsaka ny re tato ho ato ny momba ity resaka insecurité ity. Na dia betsaka aza ireo jiolahy no efa tratra. Ny mahagaga anefa dia olona efa nigadra daholo ireny jiolahy tratra ireny. Fa maninona no mbola havoaka foana izy ireny nefa hita fa ireny no mampijaly ny vahoaka? ahoana ny hevitrao? inona ny vahaolana arosonao mikasika ity insecurité ity? misokatra ary ny adihevitra koa manantena ny fandraisan'ny rehetra anjara
Rajohn |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Publicité
|
Posté le: Mer Fév 09, 2005 5:09 Sujet du message: Publicité |
|
|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sousou Invité
|
Posté le: Mer Fév 09, 2005 9:09 Sujet du message: |
|
|
| Tena marina tokoa izany!. Tokony mba hitadiavana vahaolana tokoa. Araka ny hevitro aloha dia fahantrantsika malagasy no mahatonga izao e, nefa isika ela vao afaka izany fahantrana izany. Ny vahaolana hitako angamba dia tokony gadraina ela ireny olona. Atao mba henjana ny lalana e! Sa ahoana hoy ianareo??? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4758 Localisation: madagascar
|
Posté le: Jeu Fév 10, 2005 9:36 Sujet du message: |
|
|
| Citation: | | Inona ny vahaolana e? |
... la peine de mort peut etre ?
... qui je le rappelle est toujours inscrite dans la loi malgache mais jamais appliquée...
avant de me tomber dessus, pensez d'abord a tous nos compatriotes qui ont été kidnappés, assassinés, fusillés, violées, torturés etc...., a cause d'une poignée de barbares sans foi ni loi... le débat est ouvert...
... une autre solution moins extreme serait la création de quartiers de "haute sécurité" car on constate que les barbares évoqués ci dessus sont déjà dans 90% des cas des prisonniers en cavale.
C'est bien de construire les routes mais si l'insécurité persiste, le développement ne suivra jamais.. _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ratrà! Invité
|
Posté le: Jeu Fév 10, 2005 13:01 Sujet du message: |
|
|
Si on veut vraiment appliquer à la lettre cette notion d'Etat de Droit,c'est au Ministère de l'Intérieur de prendre ses responsabilités,car ce secteur ministériel a comme charge la Police Nationale(en milieu urbain)et la Zandarmariam-pirenena(en mileu rural),par consèquent,les hommes et les femmes au sein de ce Ministère doivent s'atteller à ce que l'ordre règne à Madagasacar(tsy vitan'i RA-8 daholo anie izay miseho rehetra eran'i Madagasikara...)...
Je précise mes propos:
1-Omeo an'ireo olona ireo ny fitaovana rehetra et les plus modernes por qu'ils puissent mener un vrai travail d'investigation et surtout de répression...(maitrise de l'outil informatique,cela s'entend...)?
2-Mba homeo "Uniforme"(na akanjo mihaja),dans le but de "faire valoir"...(mbola tsy hadinonay foana ireo miaramila manao kiraro Tennis sy mitaingina tamboho sy miara misotro"bota-kely"amin'ireo ziolahimboton'i Besarety sy Betongolo tamin'ny andron'i Ratsiraka...)
3-Koa miangavy izahay ho hentitra ireo sokazy ireo dia ho "TANY-TAN-DALANA" tokoa i Madagasikara...
Veloma daholo: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
elman Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002 Messages: 4758 Localisation: madagascar
|
Posté le: Jeu Fév 10, 2005 13:16 Sujet du message: |
|
|
| Ratrà! a écrit: | Je précise mes propos:
1-Omeo an'ireo olona ireo ny fitaovana rehetra et les plus modernes por qu'ils puissent mener un vrai travail d'investigation et surtout de répression...(maitrise de l'outil informatique,cela s'entend...)? |
Je crois que les forces de l'ordre commencent à être sérieusement doté en "équipements"... Notons aussi par ailleurs que les policiers qui commencent au bas de l'echelle touchent dans les 350 000 Ar (a comparer aux 50 000 Ar du SMIC national)... malheureusement, le "camps en face" s'équipe lourdement aussi : kalachnikov, famas, beretta, grenades, etc.
| Citation: | | 2-Mba homeo "Uniforme"(na akanjo mihaja),dans le but de "faire valoir"...(mbola tsy hadinonay foana ireo miaramila manao kiraro Tennis sy mitaingina tamboho sy miara misotro"bota-kely"amin'ireo ziolahimboton'i Besarety sy Betongolo tamin'ny andron'i Ratsiraka...) |
Comme j'ai eu l'occasion de le dire, actuellement la police c'est chemise blanche + pantalon bleu + chaussures + port de la cravate obligatoire.. mais en photos ce sera peut etre un peu plus parlant
| Citation: | | 3-Koa miangavy izahay ho hentitra ireo sokazy ireo dia ho "TANY-TAN-DALANA" tokoa i Madagasikara... |
Notons que depuis l'affaire du braquage du diplomate, les controles se sont encore multipliées et cela dès ... 20:30
Mais je maintiens que tant que nos prisons sont des passoires, tout cela ne servira à rien... _________________ Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zafimbazaha Invité
|
Posté le: Jeu Fév 10, 2005 13:58 Sujet du message: insecurite à Tana |
|
|
| Manahoana daholo !!!Tokony ny mentalité mihintsy no hiova eo @ireo mpitandro ny filaminana ary tokony ho enjana koa ny sazy ho anireo izay lomorintsaina mpandika lalàna!!tany Dago aho teo ka aiza ve dia Polisy misotro toaka teo Mahamasina ,nefa Basy no eny am-balahina;Tsy Danger Publique ve izany?ka izay koa no tsy ahatahoran'ny mpanao ratsy,sy ny mpangalatra. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rajohn Invité
|
Posté le: Jeu Fév 17, 2005 18:14 Sujet du message: |
|
|
| Re entsy sy eroa @ gazety fa misy tompon'andraikitra maro @ prison antanimora no voarohirohy @ fanamotsorana gadra. Ny sasany aza hono toa afaka nivoaka mivarotena @ alina. Raha izany no marina dia tokony havaozina ny prison-tsika malagasy. Ary sazina henjana ireo oul miray tsikombakomba @ ireo jiolahy ireo, raha tsy izany dia mbola hisy foana ny insecurité e! sa ahoana hoy ianareo??? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|
|
|