Inona no vaovao eto Dago ?è

Aller à la page 1, 2, 3, 4  Suivante
 
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Femmes, fitiavana, sexualité, séduction, homosexualité
Auteur Message
Ratrà!
Invité

MessagePosté le: Mer Jan 19, 2005 11:21    Sujet du message: Inona no vaovao eto Dago ?è Répondre en citant

Ankoatra ireo hita ao @ sommaire dia inona no zava-mitranga eto Tana izay mety mahaliana anay ?

Les MEDIA nous rapportent trop de "Faits-divers" tragiques......u
Revenir en haut de page
Publicité

Posté le: Mer Jan 19, 2005 11:21    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4765
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Ven Jan 21, 2005 7:58    Sujet du message: Répondre en citant

Quelles genres de nouvelles aimeriez-vous avoir cher ratra ? Smile
... au passage, un petit coucou de la part de la releve... et de ses nouveaux amis Wink

Arrow cliquez pour agrandir
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
Rabekritika
Touriste

Inscrit le: 04 Jan 2005
Messages: 3
Localisation: paris

MessagePosté le: Sam Jan 22, 2005 0:26    Sujet du message: Répondre en citant

Laughing alika le fiainana ra-webmaster,f'anga ny ankizy efa lasa nipetraka any,de sambatra ianareo anie mivezivezy eo :P
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4765
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Lun Jan 24, 2005 8:12    Sujet du message: Répondre en citant

Rabekritika a écrit:
de sambatra ianareo anie mivezivezy eo :P

misaotra ê.... mais...euh... qui a parlé de "mivezivezy"? Wink
Arrow Madanight est maintenant installé à Mada Wink
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
Ratrà!
Invité

MessagePosté le: Lun Jan 24, 2005 10:07    Sujet du message: Répondre en citant

Coucou de Fontenay!
Mahafinaritra daholo izany,koa samia mahazo fahafinaretana daholo.
Veloma any @ ny rehatra...
Revenir en haut de page
Rabekritika
Touriste

Inscrit le: 04 Jan 2005
Messages: 3
Localisation: paris

MessagePosté le: Lun Jan 24, 2005 22:08    Sujet du message: Répondre en citant

Laughing manakory ê!
Ka aniza aloha ilay S420 Ra-Web? izahay mety ho 2 siécles vao hafaka ny hividy any io! misaotra any ireo reportages fa dia mafinaritra no tena tsara.Ny ahy ny momba ny culture gasy petaka no tena tiako.Izaho angamba no olona miverimberina matetika eto,tsy maninona fa very aty an-tany lavitra aty,nefa dia tena mirevy any lay Gasikara kely! raha tsy ireo sary misy ato aminao de efa nihevitra fa tsy misy intsony zany gasikara izany! grace à ces photos de miverina tsikelikely ny fanantenana!
Nojereko ireo sary nataonao teny Amboma,misy ireo fasana,de tena lasa vinany tokoa matsiaro ny fahazazako,ity mba misy faniriako raha tsy manahirana: tsy mahita sarin'ny fiangonana en face ka lehibe aho,mba lazao aho aiza no mety ahitako any io? fantatro fa mbola anao reportage eny ianao indray andro encore 1000 merci.
Ireo sary teny Iavoloha,dia izay aho vao nahita izany Iavoloha,taloha moa tsy azo alaina sary hono izy io!
Angamba isika mpiavana fa ilay zanakao vavy kely io de mitovy be amin'ny zanako vavy kely 5ans! na tarehy ,na bika na volo,on dirait 2 soeurs!
Mazotoa! Laughing
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Lun Jan 24, 2005 23:38    Sujet du message: Répondre en citant

Rabekritika a écrit:
Laughing manakory ê!
Nojereko ireo sary nataonao teny Amboma,misy ireo fasana,de tena lasa vinany tokoa matsiaro ny fahazazako,ity mba misy faniriako raha tsy manahirana: tsy mahita sarin'ny fiangonana en face ka lehibe aho,mba lazao aho aiza no mety ahitako any io? fantatro fa mbola anao reportage eny ianao indray andro encore 1000 merci. Laughing

Fantatro fa tsy izaho no ipetrahan'ilay fanontaniana kanefa dia azoko an-tsaina avy hatrany ny tianao lazaina. Misy fiangonana roa lehibe mantsy eny Amboma raha ny fahalalàko azy. Raha ilay fantatro no tianao hanontaniana dia manana sary tsara mihitsy aho ka azoko avoaka aminao.
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
Rabekritika
Touriste

Inscrit le: 04 Jan 2005
Messages: 3
Localisation: paris

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 5:15    Sujet du message: Répondre en citant

Very Happy misaotra betsaka mr.3H . Izay misy dia raisina an-tanandroa,ary aza mataotra ianao fa tsy ho be kritika akory aho fa mba anarana io,tsy fantatro raha ho mora hita ny mailiko,sinon andefasana mp ve?tsy de havanana laotra amin'ity raharaha ity aho ka somary mitavozavoza .
Encore merci! Surprised
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4765
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 8:40    Sujet du message: Répondre en citant

Rabekritika a écrit:
Nojereko ireo sary nataonao teny Amboma,misy ireo fasana,de tena lasa vinany tokoa matsiaro ny fahazazako,ity mba misy faniriako raha tsy manahirana: tsy mahita sarin'ny fiangonana en face ka lehibe aho,mba lazao aho aiza no mety ahitako any io? fantatro fa mbola anao reportage eny ianao indray andro encore 1000 merci.

misy projet mihintsy ato anaty "carton" izay hiara-antsika miasa, izany hoe ianareo internaute sy izahay eto @ madanight (interactif).. ny projet moa be dia be mihintsy fa tena mila "planning" ê!
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 13:54    Sujet du message: Répondre en citant

Rabekritika a écrit:
Very Happy misaotra betsaka mr.3H . Izay misy dia raisina an-tanandroa,ary aza mataotra ianao fa tsy ho be kritika akory aho fa mba anarana io,tsy fantatro raha ho mora hita ny mailiko,sinon andefasana mp ve?tsy de havanana laotra amin'ity raharaha ity aho ka somary mitavozavoza .
Encore merci! Surprised

Indro ary ny sary iray ihany satria raha ny fazahoako azy dia tokony mifampiresaka amin'i web aloha. Ka tsy fantatro na mety izy io na tsia. Wink

Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 14:08    Sujet du message: Répondre en citant

webmaster a écrit:

misy projet mihintsy ato anaty "carton" izay hiara-antsika miasa, izany hoe ianareo internaute sy izahay eto @ madanight (interactif).. ny projet moa be dia be mihintsy fa tena mila "planning" ê!

Misaotra indrindra an'i web aloha ny amin'ny vaovao an-tsoratra sy an-tsary rehetra mikasika an'i Dago fa dia tena mahafinaritra e ! Wink
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Mar Jan 25, 2005 17:16    Sujet du message: Répondre en citant

Rabekritika a écrit:
Very Happy misaotra betsaka mr.3H . Izay misy dia raisina an-tanandroa,ary aza mataotra ianao fa tsy ho be kritika akory aho fa mba anarana io,tsy fantatro raha ho mora hita ny mailiko,sinon andefasana mp ve?tsy de havanana laotra amin'ity raharaha ity aho ka somary mitavozavoza .
Encore merci! Surprised

Efa navoakako etsy ambony ilay sary ka tsy fantatro na ho hitanareo izy io na tsia ? raha toa moa ka tsy mivoaka ilay sary dia tsara kokoa raha omenao ahy ny adiresy mailaka anao mba azahoako mandefa ilay sary tadiavinao.
Wink
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
valiny
Invité

MessagePosté le: Jeu Jan 27, 2005 10:21    Sujet du message: Répondre en citant

rabekritika ao amin'ny yahoo.fr
A+
Revenir en haut de page
elman
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 20 Nov 2002
Messages: 4765
Localisation: madagascar

MessagePosté le: Ven Jan 28, 2005 6:58    Sujet du message: Répondre en citant

3H a écrit:
Efa navoakako etsy ambony ilay sary ka tsy fantatro na ho hitanareo izy io na tsia ?

tsy mahita izahay satria izahay tsy afaka mijery ny compte "msn" anareo Sad
solution rapidee pour que tout le monde puisse en profiter : 3H, cliquez sur votre onglet "album"
_________________
Envie de rencontre d'homme et de femme malgache ?
Passer une annonce gratuite
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Yahoo Messenger MSN Messenger
3H
Madanaute expert(e)

Inscrit le: 06 Juin 2004
Messages: 82
Localisation: Paris

MessagePosté le: Ven Jan 28, 2005 13:55    Sujet du message: Répondre en citant

webmaster a écrit:

tsy mahita izahay satria izahay tsy afaka mijery ny compte "msn" anareo Sad
solution rapidee pour que tout le monde puisse en profiter : 3H, cliquez sur votre onglet "album"

J'ai compris, merci web. Wink
Je vais essayer d'utiliser l'onglet "album".
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses.    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Femmes, fitiavana, sexualité, séduction, homosexualité Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Aller à la page 1, 2, 3, 4  Suivante
Page 1 sur 4

Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
INONA NO HEVITRAREO? écrit le 28/04/2005
INONA NY FANATENANAO HO AN'I MADAGASIKARA ? écrit le 18/06/2007
insecurité a tana. Inona ny vahaolana e? écrit le 09/02/2005
INONA NO HEVITRAREO? écrit le 28/04/2005
D INONA ZANY NO ATAONAY?????? écrit le 04/06/2006

Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII