ALAHADY 5 JANOARY 2003 . FANOMPOAM-PIVAVAHANA LEHIBE : Karakarain'ny Tafo-Fpma: -Creil, -Melun, -Ivry sur Seine, ary ny Fiaraha-mivavaka Fpma Paris-Amette. Ho fisaorana an'ANDRIAMANITRA noho ny nandraisan'ny Synoda Lehibe azy ireo ho isan'ny Tafo sy Fiaraha-mivavaka; sy Ho Fankalazana an'ANDRIAMANITRA noho ny Taom-baovao 2003. Ny Toerana: Place du Cardinal Amette, Paris 15° . Ny Metro: Lamotte Picquet Grenelle na Dupleix . Manomboka amin' ny 14 ora antoandro. Ho an'ANDRIAMANITRA IRERY ihany anie ny HAJA sy ny VONINAHITRA!!!
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum