HS 03 Décembre 2006



 
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara
Auteur Message
jErrY
Invité





MessagePosté le: Ven Mai 12, 2006 5:34    Sujet du message: Répondre en citant

traumatisé tairo @ izay ?
Revenir en haut de page
Publicité






Posté le: Ven Mai 12, 2006 5:34    Sujet du message: Publicité

Revenir en haut de page
Tairo @ izay
Invité





MessagePosté le: Sam Mai 13, 2006 9:52    Sujet du message: Répondre en citant

Fa maninona aho no traumatisé??Betsaka ange no niandry an'io date io e,indrindra ny mpanohitra.Ka io izao ny date,ka ho hita eo ary ny fandehany.
Revenir en haut de page
ORANGE
Invité





MessagePosté le: Mer Mai 24, 2006 22:30    Sujet du message: Répondre en citant

Mon Cher Pierrot




Veloma ry Arema kely fa tsy mahavita azy,
Aok'izay ny ady seza fa ampihariko eo ny sazy
Tsy mbola ampy angaha ny nanaovana anao sesitany,
No mbola misisika ny hidongy seza hatrany?

Ny volaben'ny Malagasy, sahinao nangalarina
Ka aiza moa ny firenena no mba afaka ho tafarina
Sahina ankehitriny ny milaza fa tsy nanao,
Nefa ny porofo maro miandry anao hatramin'izao.

Aoka koa hazava tsara fa tsy adala akory izahay
Ka hiverina amin'ny efa naloa sy ny fahoriana mamaivay
Resabe,Famapanantenana ireo no herinao.
raha toa ka misy hafa azafady hoe lazao??

Telopolo taona izahay tsy nahita izay mazava
Fahoriana hatrany hatrany, potika ary tena rava
Dia mino ianareo fa hanaiky indray ho gejaina
Sanatria dia sanatria, na ho afaka ny aina

Aoka indray ny hafa mba hanohy ny tantara
Fa raha ianareo aloha dia veloma samy tsara
Naloan'ny vahoaka sy ny gasy manontolo
Tofoka izahay satria zary efa bobongolo

Ny pôlitika hoy ianareo dia fanangonan-karena
Matesa izay ho faty,na ho potika ny firenena
Rehefa voky aho dia mandrezatra ny rehetra
Ahy daholo zao sy zao ary tsy asiana fetra

Aok'izay ny laingalainga sy ny kobaka am-bava
Potika ny firenena zany ve dia tsy mazava?
Be ny azonareo Arema sy ny tariny
Matahora, miambena fa mbola hiseho ny rariny
Revenir en haut de page
Montrer les messages depuis:    Voir le sujet précédent : Voir le sujet suivant  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet    Le forum sur Madagascar de Madanight.com : l'actualité malgache malagasy gasy Index du Forum -> Teny malagasy mangarahara Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 1

 
Réponse rapide:

Nom d'utilisateur: 


 
Sauter vers:  
Vous pouvez poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous pouvez répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Discussions similaires
26 DECEMBRE Derniere Manche des RUNS écrit le 16/12/2004
à lire avant le 3 décembre 2006 écrit le 26/05/2006
Tana en décembre écrit le 03/11/2004
Prix à Tana en Décembre écrit le 26/11/2005
31 décembre 2003 écrit le 15/12/2003


Air Madagascar | Billet Madagascar | Immobilier madagascar | Emploi madagascar | Sipagasy : les rencontres malgaches | Envoyer sms internet | Forum Automobile | Vacances Madanight | Recettes de cuisine de l'océan Indien | CD malgache | Livre sur Madagascar | Madagascar Tourisme : l'annuaire touristique malgache
Conception : Aoi Agency, tout simplement SSII